13/11/2023
Faly miharahaba antsika rehetra manaraka ny pejy Gaken street Food. Efa manantona izao ny Fety ny Noely, noho izany dia faly izahay mampafatatra anareo ny tolotra « Buche de Noel ». Photo réel.
- Buche 6 personnes : 30000Ar
-Buche 8 personnes : 37000Ar
-Buche 10 personnes: 47000Ar
NB: Ny livraison na ny fangalana azy dia ny 24-12-2023, ary mila manao commande mialoha 4 andro alohan’io daty io. Misaotra betsaka anareo rehetra.