22/12/2024
👉🏻Ny Omaly 🤝🏻 🤡😋
Mankasitraka anizy roa nametraka ny fahatokisana taminay
Mahareta atramin'ny farany ho lamban'akoho ny anareo ka ho mandrakizay Mirary soa be😘
🍽 SERVICE TRAITEUR 🔪 dia vonona atrany hanomehy ny fahafampo ho nareo zay mitady izany 😊😊
Misaotra ireo rehetra izay efa nametraka fitokisana taminay ihany koa 🤝🏻
😍MITOHY HATRANY NY FAMANDRIAHAN-TOERANA Ô!
👉🏻NY SARANY natao ho any REHETRA hatrany
🎉🎊 Manao ny FETY rehetra izahay atao an 🎉🎉
(Fiançailles, Baptême sns..😍)
, , Buffet sns..
Tel : 0342563225 , 033 20 254 40