Lasiety

Lasiety Gourmandises,Partages:recette,astuces,bons plan 🍗🥗🍝🍔🍕🍪🍰🍽🥂,commande la veille. 0349442699

Efa tena ela tsy nisy soson-daoka isika teto e 😊Indro indray ary ny amin’ny herinandron’ny  12-18 Janoary izaoMazotoa ar...
10/01/2026

Efa tena ela tsy nisy soson-daoka isika teto e 😊

Indro indray ary ny amin’ny herinandron’ny
12-18 Janoary izao

Mazotoa ary ooo 😘😘😘

Efa miverina amin’ny laony ny livraison antsika ary rahampitso ooo 🥰🥰🥰Misaotra antsika rehetra 🙏Mbola mandray commande v...
09/01/2026

Efa miverina amin’ny laony ny livraison antsika ary rahampitso ooo 🥰🥰🥰

Misaotra antsika rehetra 🙏

Mbola mandray commande vitsivitsy ny livraison rahampitso 😍

🍪🍪🍪

❌Sachet mélange de 4 parfums 8.000ar
GM 15.000ar boite de 4 parfums
Chocolat 🍫
Café
Mélange choco café
Red velvet

Salameeee ❤️!❌ho an ‘ireo livraison cookies rahampitso dia mialatsiny be dia be izahay fa mety hisy amin’ireo mety tsy h...
08/01/2026

Salameeee ❤️!

❌ho an ‘ireo livraison cookies rahampitso dia mialatsiny be dia be izahay fa mety hisy amin’ireo mety tsy ho tratra noho ny fahasimbana izay misy eo amin’ny herinaratra aty aminay izay mbola tsy fantatra ny mety fiverenany amin’ny laony.

Miezaka mandefa fampahafantarana ho anareo kosa izahay rehefa miverina amin’ny laoniny izany 🙏❤️

🍪🍪ny fandraisana commande kosa mbola mandeha foana ihany

Aza hadino fa mbola mitohy foana ny fety oo 🥰Mitohy foana ihany koa ny tolotra grillade anie e 😍 dia mbola miampy ilay c...
04/01/2026

Aza hadino fa mbola mitohy foana ny fety oo 🥰

Mitohy foana ihany koa ny tolotra grillade anie e 😍 dia mbola miampy ilay cookies 🍪 mamikely iny foana ny commande rehetra amin’ity janvier ity anie ❤️❤️❤️

❌commande mp
☎️034 94 426 99

Mirary herinandro feno fitahiana ho antsika sahady 😘

Miarahaba antsika rehetra amin’izao taona vaovao izao 🎉🎊Mirary ny soa sy ny tsara rehetra ho antsika ❤️Misaotra tamin’ny...
02/01/2026

Miarahaba antsika rehetra amin’izao taona vaovao izao 🎉🎊

Mirary ny soa sy ny tsara rehetra ho antsika ❤️

Misaotra tamin’ny fahatokisanareo tamin’iny taona lasa iny ❤️❤️🙏🙏 ,dia mbola manome toky fa ho tsaratsara kokoa noho iny ny fiarahantsika amin’ity 2026 ity 🥰

Misaotra anareo teo foana dia izahay koa eto foana hanome ny tsara indrindra sy zava baovao ihany koa 😘😘😘

Hello Hello 🥰Aza tara fa rahampitso sisa fandraisana ny commande tsakitsaky ho an’ny faran’ny taona Sady tsy reraka no t...
29/12/2025

Hello Hello 🥰

Aza tara fa rahampitso sisa fandraisana ny commande tsakitsaky ho an’ny faran’ny taona

Sady tsy reraka no tsy lany fotoana fa tonga dia mi fety eee 🎉🎉🎊🎊

❌sady mahazo ity cookies 🍪 mini mini kely ity izay rehetra manao commande 😍😍🥰

Mety foana na manta na masaka

Nahavita soa ny Noely daholo isika rehetra oo 😘😘❤️❤️ dia mirary soa ho tratry ny taona vaovao sahady ihany koa 🥰Ireto za...
26/12/2025

Nahavita soa ny Noely daholo isika rehetra oo 😘😘❤️❤️ dia mirary soa ho tratry ny taona vaovao sahady ihany koa 🥰

Ireto zavatra mamy sy matsirokely ireto no entinay hirariana soa antsika

Mandray commande foana

❌15.000ar❌ boite de 4 COOKIES 🍪 (red velvet,choco,café,mélange choco café)

Mirary faran’ny herinandro mahafinaritra ho antsika eee 😘Mangingina kely isika tato ho ato saingy ny commande mandeha fo...
05/12/2025

Mirary faran’ny herinandro mahafinaritra ho antsika eee 😘

Mangingina kely isika tato ho ato saingy ny commande mandeha foana an ,fa tsaratsara tonga dia miantso 034 94 426 99 foana 🥰

Mofomamin’i Lasiety 😍😍😍❤️❤️❤️

Efa ho avy zao ny fety ooo Mahazo tombony hianareo izay kamo hikenokenona amin’ireto grillade nay ireto Na manta Na masa...
18/11/2025

Efa ho avy zao ny fety ooo

Mahazo tombony hianareo izay kamo hikenokenona amin’ireto grillade nay ireto
Na manta Na masaka io mety foana an ❤️

Na ho atao entrée na plat na déssert dia misy foana 🥰Ataovy daholo ary safidy eNy Service traiteur ihany koa misy foana ...
12/11/2025

Na ho atao entrée na plat na déssert dia misy foana 🥰

Ataovy daholo ary safidy e

Ny Service traiteur ihany koa misy foana 😍

Idée kely zao
Entrée :crudités
Plat :burger
Dessert :salade de fruit na tiramisu ❤️❤️❤️

Ny grillade efa nafantaranareo anay tsy hadino an 🥰

Hello hello 🥰🥰🥰Ito ilay vokatra vaovao be sy mamiiiii be ❤️❤️❤️   ilay izyAtaovy ny safidy sy commande ariiii 😍Ho mamiii...
10/11/2025

Hello hello 🥰🥰🥰

Ito ilay vokatra vaovao be sy mamiiiii be ❤️❤️❤️

ilay izy

Ataovy ny safidy sy commande ariiii 😍

Ho mamiiii be sahala ireto ny herinandrontsika

Biiiizzzzz 😘😘😘

15.000ar
28.000ar

❌ Vokatra vaovao Mety ho inona ozy nareo 😍Bon week-end 😘😘😘
08/11/2025

❌ Vokatra vaovao

Mety ho inona ozy nareo 😍

Bon week-end 😘😘😘

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 19:00
Tuesday 09:00 - 19:00
Wednesday 09:00 - 19:00
Thursday 09:00 - 19:00
Friday 09:00 - 19:00
Saturday 09:00 - 19:00

Telephone

+261349442699

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lasiety posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category