Varanga Resto&Grill

Varanga Resto&Grill Numéro 1 de la cuisine malagasy avec Cheffe Tsiro Randianne- PLATS MALAGASY- GRILLADES

MEGA PROMOTION DE LA FÊTE DE L’INDÉPENDANCE26 -27  JUIN 2026Varanga Resto&Grill BY Tsiro Randianne 034 17 293 57
26/06/2026

MEGA PROMOTION
DE LA FÊTE DE L’INDÉPENDANCE
26 -27 JUIN 2026

Varanga Resto&Grill
BY Tsiro Randianne
034 17 293 57

Hanao Arendrina ve isika o ?Ndao ary e, Miaraka amin’i Varanga Resto&Grill ,25-26-27-28 Jiona 2026, eo foana isika ! Gri...
24/06/2026

Hanao Arendrina ve isika o ?
Ndao ary e,
Miaraka amin’i Varanga Resto&Grill ,
25-26-27-28 Jiona 2026, eo foana isika !
Grillades sy sakafo malagasy sns..., amin’ilay itiavantsika azy hatrany !
Efa vonona ny TSOCK special Tsiro Randianne 👩‍🍳 ankoatry ny lasopy fa mangitsy ny andro ,
Tsy adinoko koa ny GROG n’ny ririnina e !
😇😇
☎️034 17 293 57

18/06/2026

Ry mpanjifa hajaina , tsy misokatra izahay amin’ity herinandro ity , fa manao service traiteur . Misaotra tompoko!
Varanga Resto&Grill .

FERMETURE DE JEUDI 12 JUIN 2026 A DIMANCHE 14 JUIN 2026 Pour SERVICE TRAITEUR. Merci de votre compréhension,VARANGA RG B...
12/06/2026

FERMETURE
DE JEUDI 12 JUIN 2026
A DIMANCHE 14 JUIN 2026
Pour SERVICE TRAITEUR.
Merci de votre compréhension,
VARANGA RG
By Tsiro Randianne
034 17 293 57

19/05/2026

Misokatra VARANGA RG ny zoma 22 Mai hatramin’ny Alatsinain’ny Pentecôte 25 mai 2026 .
Tongava soa tompoko !
🙏😇👩‍🍳

12/05/2026

🙏
Amin’ny 7 septembre 2026 indray isika mihaona ,
Lanja miakatra hono ny fiainana , Noho izany dia hisy surprise goavana omaniko dieny izao , ho anareo mpanjifanay rehetra hanohana anay ...
Amin’ny FOIRE INTERNATIONALE DE LA GASTRONOMIE ( FIA - FIG ) - CCI Ivato hatrany tompoko
STAND FOOD COURT NUMÉRO 3 HATRANY !
🙏

12/05/2026

Misaotra , mankatelina ny mpanjifa tonga marobe dia marobe ....
Aza manahy fa SURPRISE GOAVANA NO OMANIKO HO AMIN’NY " FIA" 2026 - CCI Ivato ihany - manomboka 7 Septembre 2026... FOOD COURT N°3 ihany no misy ny Varanga RG 🙏🙏🙏

12/05/2026

FIM - CCI -MISAOTRA RY MPANJIFA SAROBIDY AMIKO LOATRA ! NANOHANA NY SAKAFO TENA MALAGASY IANAREO , TONGA MAROBE MAROBE 💚 MISAOTRA !🙏🙏

05/05/2026

VARANGA RESTO GRILL FOODCOURT N•3

05/05/2026

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261332122772

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Varanga Resto&Grill posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to Varanga Resto&Grill:

Shortcuts

Share

Category