SONO d'Or

SONO d'Or Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SONO d'Or, Antananarivo.

22/04/2026

Ho antsika eto à fianarantsoa,
Andao hianatra music hiaraka aminay
0376107911 WhatsApp
0348761927
Hoanareo te hanofa fitaovana mampanofa ko zahay 🤗🤗🤗 Aza misalasala miresaka,

04/02/2026

Fizarana kely fotsiny 🙏 tsy mitsahatra mampitombo ny tsara atrany isika

Mba manana faniriana ve ianao ny ahay IHIRA 😍🤩sy mety ho lasa Mpihira mihintsy aza indray andro any ! 😇Na koa hoe mba ti...
27/01/2026

Mba manana faniriana ve ianao ny ahay IHIRA 😍🤩sy mety ho lasa Mpihira mihintsy aza indray andro any ! 😇
Na koa hoe mba tinao ilay mandray anjara maneho talenta mahakasika fon'iolona iny rehefa any aminy Mariage na any ampiangonana sns ?

Afaka manampy anao zahay aminy lafiny rehetra mombany music mihintsy na FEO hoentinao IHIRA,

Na ko te hianatra zava-maneno mihintsy aza ianao, ohatra hoe:
CLAVIER
GUITARE ÉLECTRIQUE
GUITARE ACOUSTIQUE
GUITARE BASSE
BATTERIE SNS...

Aza misalasala fa tena afaka tanterahina ny nofinofinao aminy MUSIC rehetra ireo,

Midira mp raha hisokatra anarana, na miantso laharana 0376107911, 034 87 619 27 LuciD'or ARA KANTO HOANAO🥰🙏

21/01/2026

Mampanofa feo, Mampanofa sono mampianatra music rehetra

20/01/2026

Mampanofa sy mampianatra zava maneno hoanao 🥰🤗

07/01/2026

Mampianatra M uSic
Mampanofa SoNo

07/01/2026

NY FITIAVANAO

07/01/2026

TSY KAMBOTY ISIKA

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Telephone

+261348107939

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SONO d'Or posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to SONO d'Or:

Shortcuts

Share