Service Traiteur HF

Service Traiteur HF Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Service Traiteur HF, Caterer, Ampitatafika, Antananarivo.

Asa omaly 6 juin ,35e Anniversaire coupe couture ,Ankany Arovatiana ,ho antsika hikarakara lanonana ,aza tara fa gratuit...
07/06/2026

Asa omaly 6 juin ,35e Anniversaire coupe couture ,Ankany Arovatiana ,ho antsika hikarakara lanonana ,aza tara fa gratuit décoration rehefa maka anay mp Ary o!

asa omaly 30 mai ,fanokanana trano Ampitatafika
31/05/2026

asa omaly 30 mai ,fanokanana trano Ampitatafika

Asa omaly 14 mai ,batisa sy fandraisana mpandray,Espace Mioty Tantely Ambodiafotsy,ho anao izay hikarakara lanonana aza ...
15/05/2026

Asa omaly 14 mai ,batisa sy fandraisana mpandray,Espace Mioty Tantely Ambodiafotsy,ho anao izay hikarakara lanonana aza misalasala fa vonona hanome fahafampi anareo izahay,mp raha Mila fanazavana

Asa omaly 10  mai Espace HAYTIA Ambohimalaza
11/05/2026

Asa omaly 10 mai Espace HAYTIA Ambohimalaza

10 taona Dorkasy FJKM Ambaniala ,9mai Espace Olympia
09/05/2026

10 taona Dorkasy FJKM Ambaniala ,9mai Espace Olympia

Asa omaly 2mai ,Espace OLYMPIA ,ho anao hikarakara lanonana aza tara manao réservation daty  ,gratuit décoration rehefa ...
03/05/2026

Asa omaly 2mai ,Espace OLYMPIA ,ho anao hikarakara lanonana aza tara manao réservation daty ,gratuit décoration rehefa maka anay ,mp raha Mila fanazavana

Ho antsika hanomana lanonana _Fiancailles_Mariage _Baptheme_AnniversaireManomboka amin'ny 20000ar, Menu 4 service ,jus n...
21/04/2026

Ho antsika hanomana lanonana
_Fiancailles
_Mariage
_Baptheme
_Anniversaire
Manomboka amin'ny 20000ar, Menu 4 service ,jus naturelle 2 caraffe par table de 10 ,gateaux
Mivoaka n'y faritra izahay ,fa misy conditions
Tsy miantoka salle izahay fa décoration salle homenay gratuit
ho an'izay manao réservation amin'ity volana ity n'a mbola juillet aza fetinao Dia homenay effet spéciaux amin'ny ouverture ,koa aza tara manao réservation fa izay Tonga aloha ihany tompon'ny daty

Ho antsika hanomana lanonana izay miresaka amiko ,mampatsiahy kely aho fa izay manao réservation aloha ihany no tompon'n...
17/04/2026

Ho antsika hanomana lanonana izay miresaka amiko ,mampatsiahy kely aho fa izay manao réservation aloha ihany no tompon'ny daty ,misy manko efa niresaka efa ELA nefa tsy nanao reservation ,nisy niresaka Tonga Dia nanao reservation dia lasa Ilay daty ,malahelo ianareo client hoe zahay efa niresaka efa ELA ,oui efa niresaka ianao fa tsy nanao reservation ,Dia aoka tsy hifanome tsiny isika tompoko fa izay nanao reservation no tompon'ilay daty ,misaotra tompoko

Sortie de promotion PIFTIC Tsarahonenana Ampandrinomby 16 avril
16/04/2026

Sortie de promotion PIFTIC Tsarahonenana Ampandrinomby 16 avril

Address

Ampitatafika
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Service Traiteur HF posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category