AKANY Fitiavana

AKANY Fitiavana RESTAURANT, LOCATION SALLE, SERVICE TRAITEUR
0342196419

Mbola azo atao foana ny mifampiarahaba nohon'ny taona vaovao o Sady mamarana ny volana janvier amin'ity BUFFET A VOLONTÉ...
27/01/2025

Mbola azo atao foana ny mifampiarahaba nohon'ny taona vaovao o Sady mamarana ny volana janvier amin'ity BUFFET A VOLONTÉ ity.
Ndao ary e! Zoma 31 janvier (12h30 - 14h) ny fotoana, tsy miova fa 30millle ar/personne hatrany ny fandraisana anjara o!
Ety isoraka no misy anay, miditra ny vavahady FJKM ISOTRY FITIAVANA.
Réservation:0342196419

02/01/2025

Misokatra androany

alakamisy 02 janvier sy ny zoma 03 janvier

2025

Mirary soa sy fahombiazana ho anao hatrany mandritra ny taona 2025.
01/01/2025

Mirary soa sy fahombiazana ho anao hatrany mandritra ny taona 2025.

25/12/2024
Ataontsika andro 01 ny fankalazana ny fetin'ny Noely sy ny faran'ny taona.Amboary dieny ary ny fotoana e! Ilazao ny nama...
20/12/2024

Ataontsika andro 01 ny fankalazana ny fetin'ny Noely sy ny faran'ny taona.
Amboary dieny ary ny fotoana e! Ilazao ny namana, mpiara-miasa, fianakaviana fa @ zoma 27 Decembre isika rehetra no mihaona. Tsy miova fa 30.000 ar/ personne foana o!
Reservation:0342196419

BUFFET A VOLONTÉ ndray aza o! Zoma 29 novembre izao (12h30-14h)Tsy miova fa 30.000ar/ personne ihany. Reservation:034.21...
25/11/2024

BUFFET A VOLONTÉ ndray aza o!
Zoma 29 novembre izao (12h30-14h)
Tsy miova fa 30.000ar/ personne ihany.
Reservation:034.21.964.19

Tsy miandry ny Jiro tapaka isika fa vonona foana o! 😊
25/10/2024

Tsy miandry ny Jiro tapaka isika fa vonona foana o! 😊

Bon plan farany herinandro sahady ary o! Pizzas & salades à volonté @ sarany 30.000ar/ personne fotsiny. Amboary dieny i...
21/10/2024

Bon plan farany herinandro sahady ary o!
Pizzas & salades à volonté @ sarany 30.000ar/ personne fotsiny.
Amboary dieny izao ny programme, zoma 25octobre izao @ 12h30-14h.

Zoma faran'ny volana sahady o!Zoma 27 septembre izao @ 12h30- 14hEty isoràka, lalana fasan-drainiharo ilay toerana ho an...
25/09/2024

Zoma faran'ny volana sahady o!
Zoma 27 septembre izao @ 12h30- 14h
Ety isoràka, lalana fasan-drainiharo ilay toerana ho an'izay mbola tsy mahita o!

Zoma izao ndray ary ny fotoana o! Zoma 30 Aout - 12h30-14h - Tsy miova fa 30.000ar/ personne hatrany.Contact et reservat...
28/08/2024

Zoma izao ndray ary ny fotoana o! Zoma 30 Aout - 12h30-14h - Tsy miova fa 30.000ar/ personne hatrany.
Contact et reservation: 0342196419

Izay mbola tsy lasa vacance ary o! Aza adino fotoana isaky ny zoma faran'ny volana.
25/07/2024

Izay mbola tsy lasa vacance ary o!
Aza adino fotoana isaky ny zoma faran'ny volana.

Address

Victoire Rasoamanarivo, Isoraka
Antananarivo
101

Telephone

+261342196419

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AKANY Fitiavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category