18/12/2023
🔥 Nous sommes ravis de vous annoncer le lancement officiel de Kaikitra lors du 𝑺𝒂𝒍𝒐𝒏 𝒅𝒆 𝒍'𝒂𝒍𝒊𝒎𝒆𝒏𝒕𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 !
Rejoignez-nous au Stand N°4 du 20 au 23 décembre 2023 au stade Barea Mahamasina, accompagnés de nos partenaires exceptionnels NR Galeoka 🥂 et Soa Traiteur 👩🍳 pour découvrir, déguster et adopter nos produits !
______
🔥 Misokatra amin'ny fomba ofisialy mandritry ny 𝑺𝒂𝒍𝒐𝒏 𝒅𝒆 𝒍'𝒂𝒍𝒊𝒎𝒆𝒏𝒕𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 ny Kaikitra !
Ho an'ireo izay te ahalala misimisy kokoa ny vokatra misy ato aminay, na te hanandrana sy hanjifa, tongava mitsidika ny Stand 4 manomboka ny 20 ka hatramin'ny 23 Desambra 2023 ao amin'ny Kianjan'ny Barea Mahamasina, izay ahitana ihany koa ireo mpiara-miasa akaiky aminay, NR Galeoka 🥂 sy Soa Traiteur 👩🍳