MoziKaly

MoziKaly Bons plans kaly, mozika sy ambiance

CRABE 🦀😋iza koa no tia azy ity ?
10/06/2026

CRABE 🦀😋
iza koa no tia azy ity ?

🐟 RESAKA TILAPIA 🐟Izy no zoky NAINA, mivarotra eo AMPEFILOHA, anelanelan’ny Superette sy Fiaro (misy couloir izay eo). T...
09/06/2026

🐟 RESAKA TILAPIA 🐟
Izy no zoky NAINA, mivarotra eo AMPEFILOHA, anelanelan’ny Superette sy Fiaro (misy couloir izay eo). Tsara tilapia be eo aminy eo. Efa aman-taonany nividianana tilapia teo fa mbola tsy déçu e ! 👌🏻 recommandéko mihitsy ! sady manana ngeza izy matetika (novidiako farany teo izao tilapia anankiroa (2) no 1kg)
Ity ny numéro ahazoana azy ho an’izay mila : 038 99 564 44

Tilapia misy lafika (tehezan-kisoa, tsaramaso lena, anandrano kely).Tokony voanjobory no nampiasainay teto fa tena tsy n...
07/06/2026

Tilapia misy lafika (tehezan-kisoa, tsaramaso lena, anandrano kely).
Tokony voanjobory no nampiasainay teto fa tena tsy nahita mihitsy teny an-tsena androany (tsy fotoanany ve?), ka nosoloina tsaramaso lena.
Izay aloha izahay tato an-trano vao nanao lafika tsaramaso tamin’ny trondro. Hay tena tsara be 👌🏻😋

Mandeha tsimoramora ny ato mandrapaha vita ny tsakitsaky🍺, tsy nivoaka fa ato an-trano ihany. Ianareo ve nivoaka androan...
25/05/2026

Mandeha tsimoramora ny ato mandrapaha vita ny tsakitsaky🍺, tsy nivoaka fa ato an-trano ihany. Ianareo ve nivoaka androany ?

Côtelette de porc 🐷
24/05/2026

Côtelette de porc 🐷

21/05/2026

Succomberiez-vous à la tentation ? 🏋🏻🍕🙈🤣

Iza koa no tia poivron sy toton-kena ? Laoka tsotra fa matsiro kely 😋
21/05/2026

Iza koa no tia poivron sy toton-kena ? Laoka tsotra fa matsiro kely 😋

Tsara kosa ilay calzone an’ny La Fabrica PIZZA an 🍕. Fa manahirana ny fihinanana azy 😅, sarotra ny mandray azy @ tànana ...
20/05/2026

Tsara kosa ilay calzone an’ny La Fabrica PIZZA an 🍕. Fa manahirana ny fihinanana azy 😅, sarotra ny mandray azy @ tànana satria lasa mivoaka ilay garnitures ao anatiny, tsy toy ny mihinana pizza normale. Sa ahoana ny fomba fihinanana azy io ?
Eny Ankazomanga no misy an’zareo ho an’izay te ho any, akaikin’ny rond point 😉. 25000ar io calzone io, fa mbola tsy misoratra anaty carte izy io (ao @ sary ao ny carte)

Hen’omby ritra 🥩, crevettes 🦐, rougail 🍅. Bon vendredi daholo ! 😉
15/05/2026

Hen’omby ritra 🥩, crevettes 🦐, rougail 🍅. Bon vendredi daholo ! 😉

Vavan’omby sauce 😋.Ianareo ve mba mividy vavan’omby précuit eny @ mpivarotra @ amoron-dàlana ireny, ilay anaty koveta be...
11/05/2026

Vavan’omby sauce 😋.
Ianareo ve mba mividy vavan’omby précuit eny @ mpivarotra @ amoron-dàlana ireny, ilay anaty koveta be ireny 😁 ?
Tato an-trano no noketrehana @ izay, miaraka @ tongolo, tongolo gasy, poivre en grain + baie rose + graines de coriandre. Nampiarahana t@ petsay sauté kely. Matsiro an ! 🤤😋

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261341593676

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MoziKaly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category