Gasy kao

Gasy kao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasy kao, Barbecue Restaurant, Antananarivo.

Izahay dia manao TSA TSIOU porc, Viande , poulet ka aza misalasala ary miantso avy hatrany ny laharana 034 82 915 78 na midira avy hatrany ao aminy message privé

Tsa-siou mora b ri zareo a. Midira mp dia ataovy dieny zao ny commande krismasy sy farany taona sao dia tara ndray. Isao...
05/12/2022

Tsa-siou mora b ri zareo a. Midira mp dia ataovy dieny zao ny commande krismasy sy farany taona sao dia tara ndray. Isaorana db ireo efa nandefa commande.
Miandry anao ihany koa izahay.

Salama daholo eh! Efa mandray commande TsaTsiou izahay amin'izao fetim-pirenena Malagasy izao eh. Hoavy ny ASARAMANITRA ...
22/06/2022

Salama daholo eh! Efa mandray commande TsaTsiou izahay amin'izao fetim-pirenena Malagasy izao eh.
Hoavy ny ASARAMANITRA ka andao ary hiaraka ihinana TSA TSIOU indray.
Ny commande dia raisinay 2 na 1 andro alohan'ny anaterana azy oh... Ary ny commande minimum dia 1kg
Manana safidy 2 ianao hen'omby sy henakisoa

Manasa anareo hiditra MP na hiantso ny numero 0348291578

Efa akaiky izao ny fetim-pirenena. Aza adino manao commande tsa-tsiou mafilotra . Viande de boeuf ou viande de porc.Comm...
20/06/2022

Efa akaiky izao ny fetim-pirenena. Aza adino manao commande tsa-tsiou mafilotra . Viande de boeuf ou viande de porc.
Commande minimum: 1kg: 40.000 ar
Jours de commande : 2 jours avant date de livraison
Acompte obligatoire pour validation commande: 50%
Mankasitraka tompoko

Miarahaba ehh!!! Mitohy hatrany ny fandraisana commande Tsa tsiou ato amin'ny  .👉Ahitana ny Tsa tsiou Henomby na tsa tsi...
26/02/2022

Miarahaba ehh!!! Mitohy hatrany ny fandraisana commande Tsa tsiou ato amin'ny .
👉Ahitana ny Tsa tsiou Henomby na tsa tsiou henakisoa
250g dia efa afaka manjifa ianao amin'ny vidiny 10.000ar fotsiny 😋😋

Commande 2jours avant- Livraison possible

Faly miarahaba antsika rehetra indray izahay ato amin'ny Gasy Kao😋😉Vonona ny hanome fahafaham-po hatrany izahay ho an'ir...
01/02/2022

Faly miarahaba antsika rehetra indray izahay ato amin'ny Gasy Kao😋😉
Vonona ny hanome fahafaham-po hatrany izahay ho an'ireo izay mikasa ny i_commande Tsa Tsiou ❤️😍
Misy :
-Tsa tsiou hen'omby sy
-Tsa tsiou henakisoa
Barquette à partir ny👉10.000ariary👈dia efa mahazo
Miandry anareo izahay ato amin'ny Gasy kao indrindra amin'izao SAINT VALENTIN izao❤️

Gasy Kao vous souhaite une très bonne et heureuse année 2022 ❤️🎆
01/01/2022

Gasy Kao vous souhaite une très bonne et heureuse année 2022 ❤️🎆

Aza taraiky o! efa maromaro ny commande farany taona. Mbola mandray commande izahay. Tsa-tsiou matsiro be. 👉Porc,poulet ...
29/12/2021

Aza taraiky o! efa maromaro ny commande farany taona. Mbola mandray commande izahay. Tsa-tsiou matsiro be.
👉Porc,poulet ou viande de boeuf.
Prix: 10.000 ar ny Barquette 250g

JOYEUX NOËL🎄❤️Mirary fety sambatra ho antsika rehetra izahay ato amin'ny Gasy Kao❤️🎄 Isaorana ihany koa ianareo izay nan...
25/12/2021

JOYEUX NOËL🎄❤️

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra izahay ato amin'ny Gasy Kao❤️🎄 Isaorana ihany koa ianareo izay nanjifa tamin'ity krismasy ity 🎄😁
Mbola vonona hatrany izahay handray ny commande anareo ny amin'ny farany taona ❤️

Miarahaba ô!!! 🎉🎉Mitohy hatrany ny fandraisana commande amin'izao akaiky fety izao aanhh😁😁Izahay ato amin'ny Gasy Kao di...
19/12/2021

Miarahaba ô!!! 🎉🎉

Mitohy hatrany ny fandraisana commande amin'izao akaiky fety izao aanhh😁😁
Izahay ato amin'ny Gasy Kao dia manao promotion be amin'izao ihany ka 10.000ariary dia efa mihinana TSA TSIOU ato amin'ny 🎉🎉🍻🍻
👉Misy Tsa tsiou (henakisoa)😍
👉Tsa tsiou (henan'akoho)😍
👉Tsa tsiou ( hen'omby)😍

Commande 2jours avant livraison😁😉

10.000ariary hatrany dia mahazo ohh👌Salama daholo eh... Hoavy ny fety dia mazava hoazy fa hisy ny revirevy kely ... nefa...
15/12/2021

10.000ariary hatrany dia mahazo ohh👌

Salama daholo eh... Hoavy ny fety dia mazava hoazy fa hisy ny revirevy kely ... nefa revy tsy misy tsaky izany tsy mba revy. 😜 Raha tsy hoe vodonampitiavana nga de misotro mafana ohatran'ny misotro rano 😱😂😁 . Koa inty ary ny TSA TSIOU manome toky hameno vavony 🍻🍣🍱 sady amin'ny vidiny mirary anh 😉

MIRARY FETY SAMBATRA EHH... 🎆🎆🎄🎄🎊🎉

Avelao ani amizay lou fleurette fa aty misy tsa-siou mora b sady tsara10.000 ar ny barquette Mp raha anao commande fa ef...
13/12/2021

Avelao ani amizay lou fleurette fa aty misy tsa-siou mora b sady tsara
10.000 ar ny barquette
Mp raha anao commande fa efa betsaka no afa-po

Tonga indray ny faran'ny herinandro.Efa vita ato ny commande ho an'ireo livraison rahampitsoRaha mbola tsy nanao command...
10/12/2021

Tonga indray ny faran'ny herinandro.
Efa vita ato ny commande ho an'ireo livraison rahampitso
Raha mbola tsy nanao commande ianao dia mbola mandray izahay.
Mankasitraka bdb

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy kao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to Gasy kao:

Share