18/11/2022
📍 Allo 📢 Allo 📢
Misy vokatra kely intyh sao mahaliana antsika ato dia hoapidirina ao @ Menu😁☺️
Cigale izy io 🍤 matsiro be 😍😍 mitovitovy @ langouste ihany izy io fa kelikely izy 😁😁
Teto izy nandrahoana fa afaka atono tsara mihitsy izy io 😋😋 eo ary mirarakivy eo daholo 😝🤤🥹
Soanierana eto ampitany pharmacie no misy anay 😘
Contact: 034 45 469 69