Poissonnerie-madio

Poissonnerie-madio Facilitez vous la vie, faites vous livrer, appelez nous !

Manao salama antsika iaby Arrivage Horita 0345031632 - 0325291950
11/06/2026

Manao salama antsika iaby
Arrivage Horita

0345031632 - 0325291950

Manao salama antsika iaby ! Hoantsika izay tsy nahazo le tamy farany ! Tonga ny arrivage tête de calmars tsika 034503163...
23/05/2026

Manao salama antsika iaby !

Hoantsika izay tsy nahazo le tamy farany !

Tonga ny arrivage tête de calmars tsika

0345031632 - 0347327525 - 0325291950

Manao salama antsika iaby ! Arrivage calmar .0345031632 - 0347327525 - 0325291950
21/05/2026

Manao salama antsika iaby !

Arrivage calmar .

0345031632 - 0347327525 - 0325291950

Manao salama antsika iaby ! Entana vaovao hatrany no entina amintsika anio 0345031632 - 0347327525 - 0325291950
20/05/2026

Manao salama antsika iaby !
Entana vaovao hatrany no entina amintsika anio

0345031632 - 0347327525 - 0325291950

🔥 TE HINANA HAZANDRANOMASINA MATSIRO VE ? 🔥Tongava ato amin’ny Poissonnerie Madio 😍  Vaovao tsara, madio ary tena matsir...
14/05/2026

🔥 TE HINANA HAZANDRANOMASINA MATSIRO VE ? 🔥

Tongava ato amin’ny Poissonnerie Madio 😍
Vaovao tsara, madio ary tena matsiro ny hazandranomasina ato aminay !

🦑 Filet de calmar malefaka sy matsiro
🦑 Tête de calmar mety tsara amin’ny laoka
🐙 Poulpe lehibe sy nofo be
🦐 Crevettes vaovao tsara kalitao

💥 Ataovy manokana ny sakafo ao an-trano miaraka amin’ny tsiron-dranomasina tena izy !

✅ Vaovao isan’andro
✅ Madio sy voakarakara tsara
✅ Vidiny mirary
✅ Kalitao azo antoka

⚡ Aza miandry ela fa voafetra ny stock !

📍 67Ha Nord-Est en face Little Asia
📞 Antsoy avy hatrany :
034 50 316 32
032 52 919 50
034 73 275 25

🌊 “Tsiro avy any an-dranomasina, mahafa-po ny ankohonana !”

Manao salama antsika iaby ! Ry havana,Mihinàna hazandranomasina mba hahazoana fahasalamana tsara! Ny trondro sy ny hazan...
13/05/2026

Manao salama antsika iaby !

Ry havana,Mihinàna hazandranomasina mba hahazoana fahasalamana tsara! Ny trondro sy ny hazandranomasina dia manankarena amin’ny proteinina, vitamina ary otrikaina ilain’ny vatana. Manampy amin’ny fitomboana, ny tanjaky ny hery fiarovana ary ny fiasan’ny ati-doha izy ireo.

Sady matsiro no mahasalama ny hazandranomasina, ary manohana ireo mpanjono sy ny toekarena eto an-toerana ihany koa rehefa mividy azy isika.

Ireto avy ny arrivage tsika
- Calmar
- Horita
- Merlan
- Capitaine
- Tranche ( thon , capitaine)
- Thon
- Amboramasaky
- Mahaloky

0345031632 / 0347327525 / 0325291950

Manao salama antsika iaby ! Arrivage tsika androany Horita 0345031632 / 0347327525
08/05/2026

Manao salama antsika iaby !

Arrivage tsika androany Horita

0345031632 / 0347327525

Manao salama antsika iaby ! Enta avy Androny 0345031632 - 0347327525- 0325291950
30/04/2026

Manao salama antsika iaby !

Enta avy Androny
0345031632 - 0347327525- 0325291950

Manao salama antsika iaby !  Ny vokatra tsika anio dia: -Tranche capitaines Rouges 0345031632 - 0347327525 - 0325291950N...
29/04/2026

Manao salama antsika iaby !

Ny vokatra tsika anio dia:

-Tranche capitaines Rouges
0345031632 - 0347327525 - 0325291950

NB: misy ny vokatra rehetra hatrany ny ato amintsika izay amy vidiny mirary .

Manao salama antsika iaby ! Enta tonga nioHoritaMerlanAmboramasaky  034503632 - 0347327525 - 0325291950
22/04/2026

Manao salama antsika iaby !
Enta tonga nio
Horita
Merlan
Amboramasaky

034503632 - 0347327525 - 0325291950

Address

67Ha Nord-est
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261347327525

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Poissonnerie-madio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to Poissonnerie-madio:

Share