Restaurant Le Vannier

Restaurant Le Vannier Service de restauration répondant à vos souhaits en matière d'apéritifs, de variations spéciale

Fiadanan' Kristy, Tongava manjifa mofomamy  tena matsiro, izay tadiavinao, afaka mandray commandes, mandray cocktails, p...
09/10/2024

Fiadanan' Kristy, Tongava manjifa mofomamy tena matsiro, izay tadiavinao, afaka mandray commandes, mandray cocktails, pause café.....

👉Tia mihiirahira ianao sa tia mandihy ?  🎤 ! AFTER WORK ato amin'ny Restaurant Le Vannier ny fotoana ny Asabotsy zao e !...
08/08/2023

👉Tia mihiirahira ianao sa tia mandihy ? 🎤 ! AFTER WORK ato amin'ny Restaurant Le Vannier ny fotoana ny Asabotsy zao e ! 🫶 Anao ny sehatra amin'io an ! Hisy 🎤🎹Piano Bar ao ! 🍸 👍 Hisy Kilalalao koa an 🏷Tsy misy Vidim-pidirana ! 👉 Misy sakafo sy zava-pisotro afaka njifainao amin'ny vidiny mirary !!!! Entano ny namana e ! Misy foana isaky ny Asabotsy ity an !

Aza adino fa mandray lanonana izahay hatramin'ny 70 personnes dia misy koa salle afaka andraisana 30 à 40 personnes. Aza...
14/06/2023

Aza adino fa mandray lanonana izahay hatramin'ny 70 personnes dia misy koa salle afaka andraisana 30 à 40 personnes. Aza misalasala miantso ny numéro tel : 0342236073 na manantona anay mivantana ety Andavamamba immeuble CENAM.
Tongavasoa tompoko 😊

Miandry ny commande nao izahay. Merci 😘
14/06/2023

Miandry ny commande nao izahay. Merci 😘

Nanao pause kely tsotsotra androany niaraka tamin'ny ministera❤️
14/06/2023

Nanao pause kely tsotsotra androany niaraka tamin'ny ministera❤️

👌Izay manao formation Data Labeling ato aminay dia omenay asa avy hatrany. 15, na 16, na 17 na 20 mey ato amin,ny restau...
02/05/2023

👌Izay manao formation Data Labeling ato aminay dia omenay asa avy hatrany.
15, na 16, na 17 na 20 mey ato amin,ny restaurant Le Vannier pres Jirama Andavamamba, immeuble Cenam.
Misorta anarana.ato amin'ny Mp

03/01/2022

Ny restaurant LE VANNIER, izay tsy misy afatsy eto Andavamamba Immeuble Cenam dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2022, ny fahasoavan'ilay Nahary anie hirotsaka amintsika tsirairay, dia isaorako manokana eto ireo mpanjifa nahatoky anay, ary mbola vonona hatrany izahay anome ny tsara hatrany, ho hita miandalana eo moa ny mety ho fihovana eo amin'ny tolotra izay omenay mba ahafapo anareo hatrany, mankasitraka indrindra tompoko

TONGAVA DAHOLO ISIKA MPANKAFY DIHY SY HANALA AZY FA METY AMINTSIKA IO SOIREE LATINO IO
11/12/2021

TONGAVA DAHOLO ISIKA MPANKAFY DIHY SY HANALA AZY FA METY AMINTSIKA IO SOIREE LATINO IO

27/11/2020

Salama tompoko, aza adino ny fotoanantsika ato amin'ny restaurant LE VANNIER Andavamamba anio Zoma 27 Novembre izay andraisanao anjara amin'ny PIANO BAR, izay manomboka amin'ny 4 ora .tongava maro

05/11/2020

Veuillez nous rejoindre ou contacter le numero 0342236073 pour tout le renseignement concernant.

04/11/2020

Salama o. Aza adino ny fotoanatsika ny zoma 06 novembre After work ahitana PIANO BAR à partir du 15h zay andraisanao anjara, tsy misy ny vidim pidirana fa consommatio obligatoire, Tongava daholo , taomy ny namana. Parking assuré

Address

Andavamamba
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 20:00
Tuesday 09:00 - 20:00
Wednesday 09:00 - 20:00
Thursday 09:00 - 20:00
Friday 09:00 - 20:00
Saturday 09:00 - 20:00
Sunday 09:00 - 20:00

Telephone

+261342236073

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Restaurant Le Vannier posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to Restaurant Le Vannier:

Shortcuts

Share

Category