Chez Kaly'na

Chez Kaly'na Quels que soient vos problèmes, manger d'abord !!

❌CONGÉ ANNUEL ❌ 👌Ny ekipan'ny Chez Kaly'na dia miato kely ho fialan-tsasatra amin'ity taona ity.📍Izay manomboka ny alats...
10/08/2025

❌CONGÉ ANNUEL ❌

👌Ny ekipan'ny Chez Kaly'na dia miato kely ho fialan-tsasatra amin'ity taona ity.
📍Izay manomboka ny alatsinainy 11 aogositra ka hatramin'ny alahady 17 aogositra.
✅Miverina mivarotra kosa izahay ny 18 aogositra, ary ho avy ny zava-baovao be dia be 🔥

Misaotra anareo mpanjifa

Kelikely budget nefa te hampifaly ankizy? tongava aty amin'ny Chez Kaly'na ✅Pack Family izao 20.000Ar nefa dia minoa ana...
25/06/2025

Kelikely budget nefa te hampifaly ankizy? tongava aty amin'ny Chez Kaly'na

✅Pack Family izao 20.000Ar nefa dia minoa anay nareo fa raha 5 mianaka tsy tia hierika sakafo hariva intsony
✅300Ar dia efa mahazo kaly
✅Misy Pack hafa bon plan

Ity ny vidéo manoro ny misy anay ho an'izay  mbola tsy mahita 👇
17/06/2025

Ity ny vidéo manoro ny misy anay ho an'izay mbola tsy mahita 👇

Salama daholo eh,Ho an'ireo ray amandrenin'ankizy nanala CEPE rehetra.Ento aty aminay ny ankizy ihinana "Pakopako gratos...
17/06/2025

Salama daholo eh,

Ho an'ireo ray amandrenin'ankizy nanala CEPE rehetra.

Ento aty aminay ny ankizy ihinana "Pakopako gratos 01 " na " Sambosa gratos 01" ( au choix par ankizy )

Mitondra justificatif kosa anefa ah ohatra: Convocation na carnet manamarina fa 7 ème.

NB: Offre valable sur place ihany sy androany ihany

Efa misy amin'izay  SERVICE DE LIVRAISON an'ny Chez Kaly'na 🥳🥳 Izany hoe na alavitra ianareo na akaiky, na koa hoe kamo ...
21/05/2025

Efa misy amin'izay SERVICE DE LIVRAISON an'ny Chez Kaly'na 🥳🥳

Izany hoe na alavitra ianareo na akaiky, na koa hoe kamo hivoaka , na mba tia ho livrena kaly fotsiny.

Dia livrenay ny Kaly nareo

Conditions :

✔️Commande rehetra voaray alohan'ny 15h ihany no afaka livrenay ny andron'ny nanaovana commande ( Appel ou MP)

✔️Amin'ny 17h30 ny heure de livraison maximum

✔️ Manome plage horaires de livraison, minimum 1h ohatra 16h - 17h

✔️ Frais de livraison à partir de 3.000Ar (Eny tompoko satria miasa mikarama ilay livreur/livreuse manatitra kaly sauf promotion livraison gratuite)

✔️ Mametraka contact et lieu précis rehefa manao commande ( toerana mora hita arrêt bus, fiangonana, école, ....)

Efa mangatsiaka izao ny andro 🥶🥶Tongava manafana kibo aty aminay 😋 Mora nefa tsara 📅 Lundi - Samedi 15h - 21h📍Lieu: Itao...
20/05/2025

Efa mangatsiaka izao ny andro 🥶🥶

Tongava manafana kibo aty aminay 😋 Mora nefa tsara

📅 Lundi - Samedi 15h - 21h
📍Lieu: Itaosy Ambanilalana ( akaikin'ny sary Masina Marie, école Émeraude)
https://www.facebook.com/share/v/18wQVkUwkG/

Aïd Moubarak, Exceptionnellement misokatra izahay androany ah 🫶✅OUI tsy misy kisoa ny sakafo REHETRA ato aminayNo sady e...
31/03/2025

Aïd Moubarak, Exceptionnellement misokatra izahay androany ah 🫶

✅OUI tsy misy kisoa ny sakafo REHETRA ato aminay

No sady entintsika mamarana ity volana Martsa ity dia asiantsika jeu de mot clé sy jeu de commentaire :
- Izay roa voalohany tonga enty antsena kah miteny amin'ny mpandray hoe "Bye-Bye Mars" dia mahazo kaly Gratos
- Izay premier commentaire amin'ny publication eto am Page dia mahazo kaly gratos ihany koa.

Que les chanceux gagnent 🥳🤭

Aleo asintsika fampafantarana kely aloha ity ✨PACK FAMILY✨ ity.Inona avy no ao anatiny?- Tacos PM 02- Pakopako 05- Sambo...
24/03/2025

Aleo asintsika fampafantarana kely aloha ity ✨PACK FAMILY✨ ity.

Inona avy no ao anatiny?
- Tacos PM 02
- Pakopako 05
- Sambosa viande fromage 05
- Brochette épice 10
- Fritte gratiné fromage 01
- Jus 1L

Ny vidiny dia 20.000Ar , nefa raha hatao ny kajy par rapport amin'ny ao menu dia 22.500Ar izy.

📍 Itaosy Ambanilalana
Amin'ity vídeo ity no ahitana anay https://www.facebook.com/share/v/18wQVkUwkG/

⏱️ 15h -21h Lundi au Samedi

Valin'ny lalao oh 🎉Aza hadino ny selfie rehefa maka ny loka 🫶Félicitations à :Mirana Andria Fęlana Mauricia Ismaël Randr...
24/03/2025

Valin'ny lalao oh 🎉
Aza hadino ny selfie rehefa maka ny loka 🫶

Félicitations à :
Mirana Andria
Fęlana Mauricia
Ismaël Randria

Afaka mandalo aty antsena ianareo dans la semaine dia miteny ny mpandray hoe " Gagnant(e) concour 1.000Ar"
Mampiseho profil compte Facebook mba hamatarana fa tena ianareo tokoa
Ilay Kaly voalazanareo tao amin'ny commentaire lalao no hazonareo 👌

Ho an'ireo izao tao groupe Itaosy indray dia miandry kely fa tsy mety hatao amle site de tirage au sort ilay publications, dia ho hayaontsika système hafa.

Salama daholo oh, Lundi avokanay eto ny valin'ny lalao 1.000Ar.Maro moa ianareo no ni commente tao amin'ny publication g...
22/03/2025

Salama daholo oh,

Lundi avokanay eto ny valin'ny lalao 1.000Ar.
Maro moa ianareo no ni commente tao amin'ny publication groupe Itaosy dia hasiantsika mahazo koa.
Izany hoe 03 mahazo amin'ny publication eto amin'ny page, dia 02 mahazo amin'ny publication groupe Itaosy.

Mbola maromaro ny lalao fa aza miala lavitra ny pejy 👌

Raha mitondra 1.000Ar ianao makaty aminay dia ireto avy no azo isafidianana:- Pakopako 01 , brochette épicé 01 ( misy am...
20/03/2025

Raha mitondra 1.000Ar ianao makaty aminay dia ireto avy no azo isafidianana:

- Pakopako 01 , brochette épicé 01 ( misy ambiny 100Ar)
- Boulette chinoise 03 ( misy ambiny 100Ar)
- Boulette chinoise 02, steak 01
- Brochette épicé 03 ( misy ambiny 100Ar)
- Brochette Nature na trafony 02
- Mine sao simple
- Soupe Simple

Mbola misy hafa koa?
🎰Aleo asina JEU kely:🎰
✅Alefaso ao amin'ny commentaire an'ity publication eto am pejy izay Kaly mitetina 1.000Ar na 900Ar hainareo ato am Chez Kaly'na , akoatran'ireo voatanisa reo
✅ Hisarika olona 03 izahay, kah mahazo gratuit ilay Sakafo izay voasarika
✅Manana hatramin'ny rahampitso am 14h isika

📍 Itaosy Ambanilalana
Amin'ity vídeo ity no ahitana anay https://www.facebook.com/share/v/18wQVkUwkG/

⏱️ 15h -21h Lundi au Samedi

19/03/2025

Salama daholo.. Ilazana isika fa tsy misokatra izahay androany fa ialana tsiny indrindra. Mankasitraka anareo

Address

Ambanilalana, ITAOSY
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 16:00 - 21:00
Tuesday 16:00 - 21:00
Wednesday 16:00 - 21:00
Thursday 16:00 - 21:00
Friday 16:00 - 21:00
Saturday 16:00 - 09:00

Telephone

+261328003476

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Kaly'na posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share