Restaurant Miangaly 2.0

Restaurant Miangaly 2.0 Une pause savoureuse vous attend chez Miangaly
adresse : Manakambahiny (face Cité), Antananarivo.
✅ du lundi au Samedi 🕢07:30-19:30.

services :Sur place, à emporter ou livraison.
📞 +261 34 73 334 43

🛑 Fermé le dimanche

18/04/2026

🥳❤️ Bienvenue chez nous pour célébrer vos plus beaux moments ! 🥂

Que ce soit pour un anniversaire, une fête de famille ou simplement le plaisir d'être ensemble 🥳 notre équipe est ravie de vous accueillir.

✅ Installez-vous, profitez de l'ambiance et laissez-nous prendre soin de tout.
🏵️🏵️🏵️🏵️🏵️🏵️🏵️🏵️🏵️🏵️🏵️🏵️🏵️🏵️🏵️🏵️
Na fitsingeronan'ny andro nahaterahana izany, na fety iarahana amin'ny fianakaviana, na fifaliana fotsiny hoe tafaraka, dia faly foana izahay mandray anareo.

✅Milamina tsara, ankafizo ny fotoana, fa izahay kosa no mikarakara ny ambiny rehetra.
❣️❣️❣️❣️❣️❣️

20/03/2026

❤️ ENY O ! MISOKATRA ANIO 20 MARS ☺️ Zoma Mahafinaritra ! FOTOANA mety iarahana Amin 'ny namana , hisakafo matsiro mamarana ny herinandro eto Aminay 😋

🏡🏡 RESTAURANT MIANGALY MANAKAMBAHINY
⌚Ouvert du lundi au samedi 07:30_19:30

07/03/2026

Ity aloha afaka karakaraina ao antrano 🙂

❤️ Fitiavana sy tsiron-tsakafo miavaka no natolotray Taty Amin 'ny ❤️❤️ ary ny fahatongavanareo no nameno izany 🙏
Misaotra betsaka tompoko! ❤️❤️

Miandry anareo am-pifaliana indray izahay amin'ny herinandro ho avy
👉 lundi au samedi 🛑 dimanche fermé
🕢 07:30-19:30

🏡 adresse : Restaurant Miangaly Manakambahiny en face cité

06/03/2026

🥰 Sakafo matsiro sy tontolo Andro mahafinaritra no miandry anao aty Amin 'ny 😊

Tongava mitsidika anay isan 'andro
✅ alatsinainy hatramin 'ny asabotsy
🕢 07:30 hatramin ' ny 19:30
🏡🏡 Restaurant Miangaly
ampita ny cité Manakambahiny
route tsimbazaza ambanidia

💕 Saint Valentin 💕💕miandry anareo roa feno tsiky toa azy roa ❣️ Aiza ny fotoana ? ??🏡🏡🏡 Aty Amin 'ny RESTAURANT MIANGALY...
13/02/2026

💕 Saint Valentin 💕💕
miandry anareo roa
feno tsiky
toa azy roa

❣️ Aiza ny fotoana ? ??

🏡🏡🏡 Aty Amin 'ny RESTAURANT MIANGALY MANAKAMBAHINY
👉 SAMEDI 14 FÉVRIER 2026
👉 Misokatra 07:30-19:30

Mampiaraka Sady misakafo 🥰🥰
voky fitia , voky sakafo 💕💕💕

        ☎️ +261347333443 ity no antsoina fa  anateranay sakafo  androany Ao anaty commentaire ao daholo ny menu du jour ...
11/02/2026


☎️ +261347333443 ity no antsoina

fa anateranay sakafo androany
Ao anaty commentaire ao daholo ny menu du jour sy menu à la carte

👉 Misokatra hatramin'ny 19:30 androany alarobia 11 février 😋😋
🏡 Restaurant Miangaly Manakambahiny ampita cité

Tsy voatery miandry saint Valentin 🥰  💞 mpinamana efa ela hono izy 04 dia miaraka misakafo  aty Amin ' ny   (  lasa nits...
10/02/2026

Tsy voatery miandry saint Valentin 🥰
💞 mpinamana efa ela hono izy 04 dia miaraka misakafo aty Amin ' ny

( lasa nitsangana Kely hono lay madama iray teto 😅 )

ASIO PRO AMIN 'ITY HERINANDRO ITY ARY EEE

🏡 Misokatra lundi au samedi ny restaurant
🕢🕢 07:30_ 19:30
🏡 Adresse : Manakambahiny ampita ny cité

. . .

☎️ 0347333443

TONGASOA NY VOLANA FEBROARY  ❤️❤️ ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️   ❤️❤️❤️❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️❤️❤️❤️ ❤️❤️❤️❤...
01/02/2026

TONGASOA NY VOLANA FEBROARY
❤️❤️ ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️

❤️❤️❤️❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️❤️❤️❤️ ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
💌

31/01/2026

daholo
Nareo vé Mikarakara Kely ao atrano rehefa dimanche sa mandeha restaurant ?

🙏 Vita ny janvier , vita ny herinandro Merci antsika rehetra niaraka nisakafo tamin' ny Restaurant Miangaly 🥰🥰


Coucou tout le monde      ☎️ +261347333443 ity no antsoina fa  anateranay sakafo  androany Ao anaty commentaire ao dahol...
31/01/2026

Coucou tout le monde
☎️ +261347333443 ity no antsoina

fa anateranay sakafo androany
Ao anaty commentaire ao daholo ny menu du jour sy menu à la carte

👉 Misokatra hatramin'ny 19:30 androany asabotsy 😋😋
🏡 Restaurant Miangaly Manakambahiny ampita cité

Address

Manakambahiny
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00
Saturday 08:00 - 19:00

Telephone

+261347333443

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Restaurant Miangaly 2.0 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category