Nica Food

Nica Food Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nica Food, Restaurant, Antananarivo.

Efa mandeha hatrany ny vary @ anana πŸ˜‹πŸ˜‹πŸ˜‹
03/03/2023

Efa mandeha hatrany ny vary @ anana πŸ˜‹πŸ˜‹πŸ˜‹

Izany ny laoka ny vary @ anana πŸ˜‹πŸ˜‹
03/03/2023

Izany ny laoka ny vary @ anana πŸ˜‹πŸ˜‹

28/02/2023
22/02/2023

Tongava maraina...
Tongava maraina...πŸ˜‹πŸ˜‹πŸ˜‹

13/02/2023

Salama daholo Γ΄!

Efa vonona isika @ ity herinandro vaovao ity!

Manasa antsika rehetra handalo.
Mazoto homana daholo Γ© πŸ˜‹

23/01/2023

Miarahaba antsika rehetra!

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra πŸ˜‹

20/01/2023

Mahamay be ny Lasopy "TONGOTR'OMBY" πŸ‚πŸ‚πŸ‚

17/01/2023

Mangatsitsiaka ny maripana πŸ₯ΆπŸ€§πŸ₯΄

Misy "LASOPY LEGUMES" mamay tsara ny laokantsika anio πŸ₯•πŸ₯”πŸ₯£πŸ§„πŸ§…

Misy LOOK-S ihany koa anio.

Manasa antsika hatrany!

Ny "Hen'Omby Ritra" sy "Jambon" moa efa manentoento be tsy misy ohatr'izany!

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:30 - 17:00
Tuesday 09:30 - 17:00
Wednesday 09:30 - 17:00
Thursday 09:30 - 17:00
Friday 09:30 - 17:00
Saturday 09:30 - 17:00

Telephone

+261348229263

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nica Food posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category