Tasty Bouffe

Tasty Bouffe Restaurant (SAKAFO MALAGASY)
Fast Food ( PIZZA,BURGER,TACOS,PANINI ETC...)

Ity indray ary ny manaraka e🥰✅Sandwich : 3.000 Ar monja, m**o be iray manontolo be ingrédients an.😋🌭 Anao ny safidy zay ...
19/09/2023

Ity indray ary ny manaraka e🥰

✅Sandwich : 3.000 Ar monja, m**o be iray manontolo be ingrédients an.😋
🌭 Anao ny safidy zay ao anatiny an☺
✅sandwich : 5.000 Ar mitovy ny m**o fa ny ingrédients no miavaka kely an😋.
🌭Afaka misafidy iany kou ianao e🥰

🚗Aza ela ary fa hataovy ny commande nao an

☎️ +261326133204 na +261347931479

⏰ Isan'andro ny Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy an mety foana😜

⛔ Tsotra be ny condition de livraison sady mirary kou e🥰 ⛔

Chips Banane plantain de sambava 😋.Betsaka ianareo no nangataka ilay @ vidiny mora kokoa🥰.Koa indro ary fa tonga ny arri...
15/09/2023

Chips Banane plantain de sambava 😋.
Betsaka ianareo no nangataka ilay @ vidiny mora kokoa🥰.
Koa indro ary fa tonga ny arrivage vaovao be @ vidiny mirary 3.000 Ar monja😊.
Koa aza tara ary manao ny commande fa sao tara eo ndray an🤗.
Ireo hanitra isafidianana: salé, sucré, poivré 😋.
Ny nomerao hanaovana ny commande moa tsy miova fa ireo hitanao eo ambany ireo iany.

IANAO ARY SISA NO ANDRASANA E🥰😉

⛔⛔EEE AZA MBOLA MISAHIRANA ALOHA, ATERINAY ANY NY GOUTER AN 🚴🚴‍♂.✅ HANOMBOHANA AZY ARY E🥰🥰💥🅒︎🅗︎🅘︎🅟︎🅢︎ 🅑︎🅐︎🅝︎🅐︎🅝︎🅔︎💥@ vid...
24/08/2023

⛔⛔EEE AZA MBOLA MISAHIRANA ALOHA, ATERINAY ANY NY GOUTER AN 🚴🚴‍♂.

✅ HANOMBOHANA AZY ARY E🥰🥰

💥🅒︎🅗︎🅘︎🅟︎🅢︎ 🅑︎🅐︎🅝︎🅐︎🅝︎🅔︎💥@ vidiny 7.000𝙖𝙧 monja ! 👀😆👇

✅ Chips Banane salé.
✅ Chips Banane sucré.
✅ Chips Banane poivré.

⚖ Lanjany: 250g izao 🙈😉

⛔ Tsy voatery hoe goûter fa na tsakitsaky koa ary mety an, na ankizy na olon-dehibe, sady matsiro an 🤪🤪🤪

Ny "Frais de livraison" dia :
✅1 à 3 dia 1000Ar ny iray🥰.
✅4 à 6 dia 500Ar ny iray😊.
✅7 + dia "gratuit" ny livraison🤗.

‼ Marihana fa ao anatin'ny faritra 10km centre-ville hatrany ny "zone de livraison", raha mivoaka io faritra io dia izay hifanarahana.

🕐 Ny fandraisana ny "commande" dia:

✅ Isan'andro ny Alatsinainy ka hatramin'ny Alahady @ 7h00 ka hatramin'ny 18h00.

☎ Tsy miova ny fomba fandraisanay ny commandinao :

✅𝘼𝙣𝙩𝙨𝙤𝙮 𝙣𝙮 +261326133204 𝙣𝙖 +261347931479
✅𝙉𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙤𝙧𝙖𝙩à 𝙈𝙋 𝙖𝙤 @𝙥𝙚𝙟𝙮 𝙁𝙖𝙘𝙚𝙗𝙤𝙤𝙠 𝙣𝙖 𝙒𝙝𝙖𝙩𝙨𝘼𝙥𝙥 +261326133204

⛔⛔ ARAO NY PEJY FA TSY HO ELA DIA HIVOAKA NY SAKAFO MANARAKA⛔⛔

Livraison 100%🥰 - À bientôt 😋
19/08/2023

Livraison 100%🥰 - À bientôt 😋

Hello!!!!✋La livraison c'est pour bientôt.T'attends le service de livraison avec impatience, lever la main👆✋,mets en com...
24/05/2022

Hello!!!!✋

La livraison c'est pour bientôt.
T'attends le service de livraison avec impatience, lever la main👆✋,mets en commentaire ta localisation et tes gourmandises préférés 🍟🍕🌯🍔 sinon ce que tu veux goûter.

Address

Ambatobe
Antananarivo
101

Telephone

+261326133204

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tasty Bouffe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to Tasty Bouffe:

Share

Category