GRACE Palace

GRACE Palace Centre de loisirs qui propose au grand public diverses activités telles que: piscine 🌊🩵karaoké🪩, billard, aire de jeux 🏀🤿📸🎸👙🗓️🌞🔥🥗🥂🍗🥘🫕...

Bon dimanche à tous ❤️
14/06/2026

Bon dimanche à tous ❤️

Helllo la famille ❤️‍🔥💐Sabotsy androany, Andao MBA hivoka Kely Miala ny rotoroto fa tena vizaka e 😔😌Izahay dia misokatra...
06/06/2026

Helllo la famille ❤️‍🔥💐
Sabotsy androany, Andao MBA hivoka Kely Miala ny rotoroto fa tena vizaka e 😔😌
Izahay dia misokatra ho anareo, hanome fahafaham-po anareo hatrany 😌🥰
🌷 Entrée libre Piscine (tsy privatisée)
🌷 Entrée libre salle de fête (Karaoké, billard, ping-pong, dance floor,...)
☎️034 11 940 43

Un jour pour toutes les mamans ❤️ 🥹GRACE PALACE vous souhaite une excellente journée ❤️‍🔥et une pensée à toutes les mama...
31/05/2026

Un jour pour toutes les mamans ❤️ 🥹GRACE PALACE vous souhaite une excellente journée ❤️‍🔥et une pensée à toutes les mamans au ciel🤍✨
Nous sommes ouverts aujourd'hui pour vous gâter 💕🌷🫶🏽
Contact :034 11 940 43

Hello Hello😍🥰Maro bé ianareo no nanontany hoe Misokatra vé izahay androany 27 Mai 2026❓❓👉Eny ry Zareo😍Tongava Maro fa En...
27/05/2026

Hello Hello😍🥰
Maro bé ianareo no nanontany hoe Misokatra vé izahay androany 27 Mai 2026❓❓
👉Eny ry Zareo😍Tongava Maro fa Entrée libre daholo androany na ny Piscine 🏊‍♂️ n'a n'y salle de fête privée 🎊🎤🪩💃
Retour en Photos de la Pentecôte chez nous😍🤗😚
contact :034 11 940 43

Salama aby ô🥰😚Mvola mitohy hatrany ny weekend ry reto anh💁🎊😋Betsaka loatra ianareo no niantso hoe " Misokatra vé izahay ...
25/05/2026

Salama aby ô🥰😚
Mvola mitohy hatrany ny weekend ry reto anh💁🎊😋Betsaka loatra ianareo no niantso hoe " Misokatra vé izahay androany ?!😏"
Ny valiny hatrany dia : Eny Tompoko ☺️
Ato izahay vonona handray anareo🫵🫶
🫠 Entrée libre Piscine ho an'ny daholo be🏊‍♂️👙
🫠 Entrée libre ihany ko ny Salle de fête privée ho an'izay Tia hanao KARAOKÉ, tia mi-dance dance 🎤💃🕺
🫠 Ao ihany ko ny Billard sy Ping -Pong (tarif par heure)🎱🏓
🫠 Tsy adino ianareo petit petit Kely 😚fa misy aire de jeux Milay bé ato aminay (trampoline, balançoire, toboggan,...)🚸
🫠 Afaka manao 3×3 milay bé koa izahay mankafia Basket rehetra fa misy demi-terrain Kely ato💪😍🏀⛹️
🫠 Restaurant sur place 🍔🍕🍜🍝
⛔Ny lalana mankaty aminay tsy be embouteillages hihihi ⛔😂
⛔ Parking assuré et sécurisé
contact: 034 11 940 43

Helllo 🥰❤️ Nous tenons à vous remercier pour votre confiance ❤️‍🔥nous continuons de vous recevoir honorablement✨Nous ne ...
18/05/2026

Helllo 🥰❤️
Nous tenons à vous remercier pour votre confiance ❤️‍🔥nous continuons de vous recevoir honorablement✨
Nous ne cherchons pas seulement à réaliser vos rêves mais surtout à les rendre inoubliables 🤍🫶🏽
🤍 Confirmation et anniversaire de NyAvo (jeudi 14 Mai 2026)
🤍 Mariage civil (samedi 16 mai)
🤍 Baptême Miaro (dimanche 17 mai)
Encore merci à vous🥹
GRACE Palace toujours disponible pour vos événements 💫🫶🏽
Réservez dès maintenant : 034 11 940 43

Hello ❤️‍🔥😌Oay Mbola sabotsy androany Kay😋🤩Misokatra ho anareo izahay fa Mbola mitohy n'y WEEKEND-tsika 😌Izany Ary ny om...
02/05/2026

Hello ❤️‍🔥😌Oay Mbola sabotsy androany Kay😋🤩
Misokatra ho anareo izahay fa Mbola mitohy n'y WEEKEND-tsika 😌
Izany Ary ny omaly milay be teto amin'ny GRACE Palace, misaotra anareo rehetra Tonga fa tena nahafinaritra be mihitsy ry zareo anh🫡🫠
📢 PISCINE OUVERTE
📢 RESTAURANT OUVERT
ACTIVITÉS :
-Karaoké
-billard
-aire de jeux pour enfants
-pingpong
-dance dance party
-mini terrain de basket...
Contact : 034 11 940 43

Ina mo ry reto rampitso 😌!?1er Mai🫠🫡Lavalava bé izany ny weekend tsika 😌😋Ho an'izay Mbola tsy mahafantatra tsy Mbola nah...
30/04/2026

Ina mo ry reto rampitso 😌!?1er Mai🫠🫡Lavalava bé izany ny weekend tsika 😌😋
Ho an'izay Mbola tsy mahafantatra tsy Mbola nahita an'izany GRACE Palace izany dia tongava aty rampitso 😌🥰
Amin'ny sivy (9h00) izahay dia efa misokatra ho anareo❤️‍🔥😘
Activités :
✨ Piscine
✨ Aire de jeux pour enfants (toboggan, balançoire, trampoline,...)
✨ Billard
✨ Dance floor
✨ Karaoké
✨ Ping-pong
✨ Mini terrain de basket
Misy restaurant sur place amin'ny vidiny mirary bé ihany koa ato aminay 😌😋
Rampitso Ary anh 😌
Contact: 034 11 940 43

Helllo🥰Te hisitaka Kely ve ianareo fa vizaka tanteraka amin'ity rotoroto be ity?😍😌➡️Ity Ary n'y solution : journée ato G...
25/04/2026

Helllo🥰
Te hisitaka Kely ve ianareo fa vizaka tanteraka amin'ity rotoroto be ity?😍😌
➡️Ity Ary n'y solution : journée ato GRACE Palace ❤️‍🔥🔥manao activités maro isankarazany na ny ankizy na ny lehibe:
➡️ piscine
➡️Aire de jeux pour enfants
➡️Mini terrain de basket
➡️ Billard
➡️ Ping-pong
➡️ Karaoké
➡️ kitonotono partie..
034 11 940 43
📌 Mandriambero Ambohidratrimo (14km Miala an'ny centre ville), route rocade ( tsy misy embouteillages mihitsy🤗🫶🏽)

Helllo 😍 Suite à une demande de report pour cause d'événement familial➡️le Dimanche 26 avril est de nouveau libre et pri...
23/04/2026

Helllo 😍
Suite à une demande de report pour cause d'événement familial
➡️le Dimanche 26 avril est de nouveau libre et privatisable pour ceux qui ont voulu réserver cette date.📢📢

La gérance.
Bonne journée à tous😍🔥

Address

Lot 288 F 125 Ambohitahara
Ambohidratrimo
105

Telephone

+261341194043

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GRACE Palace posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to GRACE Palace:

Share

Category