25/06/2026
🎉Aza adino ny fotoanantsika rahariva ato amin’ny restaurant Bola’s Mahitsy 🥰❤️
🎉Misy ihany koa ny tsakitsaky an 😘
Aza matahotra fa nataonay betsaka ny sakafo sy ny equipe 😍 samy mahazo avokoa 😘