A. S. Services

A. S. Services Pour vous rendre Service. Pour un repas ou pour une relation. Pour une fois ou pour la foi. RESTAURANT BAR KARAOKE

04/11/2024
Hbd à Maman et bonne dégustation à toi.
22/10/2024

Hbd à Maman et bonne dégustation à toi.

Compte rendu kely !Rehefa tsy d en forme nandritra ny herinandro lasa iny aho dia nanapakevitra t@zoma haka Rdv t@ medec...
14/10/2024

Compte rendu kely !
Rehefa tsy d en forme nandritra ny herinandro lasa iny aho dia nanapakevitra t@zoma haka Rdv t@ medecin traitant ary dia naazo tsara @ 25 novembre !!! Tout le weekend nefa dia mbola nanavy ... narary ... fievreux ... courbature ... narary tenda sy nikohaka ... Anio alatsinainy araky ny torohevitr'ilay Reniko iray izay dia nandeha aho nankany @ Urgence hôpital ka de 9h à 16h tao ... on sait tous comment se passe l'Urgence ...
Vita ny tao d niteny ilay Radoko ; Blablabla ... Mividiana Paracetamol ka 1 comprimé tous les 6h !!!
Tokony hanagatra aho sa tokony ho faly ???
Tsy hanangatra aho fa hoy aho hoe : FALY AHO FA J'AI RIEN !!!
Misaotra anareo rehetra nirary soa sy nitondra ambavaka dia samia ho Tahian'ny Tompo mihoatra hatrany é !
ALELOUYAH !!!

03/06/2024

Iza no mbola mahatadidy ?

FAHANTRANA (RADO)

Vola fitopolo sisa teo an-tànany

ambin' ny "davansy" tamin'ny karamany...

fa maro moa ny ankizy,

ka betsaka izaitsizy

ny vola lany taminy...



tao ny vary laniny,

tao ny vidim-boky, ny sisa sy ny sisa

tsy hainy hotantaraina, tsy hary ho voatanisa,

Nefa koa ny asa, tsy manahoana loatra:

mpandahadohavavy, tsy afaka manoatra...

Ka vola fitopolo sisa teo an-tànany

ambin' ny "davansy" tamin' ny karamany...



"Nefa rahampitso dia krismasy,

k'ireto ankizy,

hoy izy,

sao mangasihasy,

raha toa ka tsy mba manana

kilalao an-tànana...

Ka 'ndeha mba hojerena

aloha izay eny an-tsena..."

Nefa fitopolo sisa teny an-tànany

ambin' ny "davansy" tamin'ny karamany.



Izatsy moa no inona ?

Ary ireto hoatrinona ?

hoy ny teny ataony eny rehetra eny.

Mamaly ny mpivarotra: "sivifolo ireny"...
..ireto raha mitambatra, hataoko ariary zato

sao heverinao fa dia mamatovato..."



Dia saikatra ny sainy,

mangotsoka ny ainy,

fa vola fitopolo sisa no eo an-tànany

ambin' ny "davansy" tamin'ny karamany...



Nifindra kely indray fa toa nangaihay...

Dia nanontany koa, kanefa, ombieny ombieny

nitovy avokoa ny valin-teny reny.

Ka hany hery sisa nampionona ny fo

tsy handany vola, fa lafo loatra moa...!



Kanefa dia ahoana raha tonga any an-trano

ka hoe mipitrapitra ny ankizy, tsy angano?

Henoiny ny ao avaratra, jereny ny ao atsimo

ka milalao farara sy mampandihy tandrimo...

ny azy irery kosa no 'ndreo mangasihasy,

nefa rahampitso dia krismasy...



Niala nenina izy, kanjo tena sarotra

fa ambany loatra izato fiady varotra.



Hany hery sisa : somaingisaingy nody

Tsy avy hanozon-tena, na koa hiantso tody...

Fa fitopolo mantsy sisa teny an-tanany

ambin' ny "davansy" tamin'ny karamany ...

Adresse

61 Rue De Lyon
Paris
75010

Heures d'ouverture

Lundi 09:00 - 21:00
Mardi 09:00 - 21:00
Mercredi 09:00 - 21:00
Jeudi 09:00 - 21:00
Vendredi 09:00 - 21:00
Samedi 09:00 - 21:00
Dimanche 09:00 - 21:00

Téléphone

+33755018032

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque A. S. Services publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager