CanEl Lavage

CanEl Lavage Propre et Brillant!

Tena mangatsiaka ny andro fa ny CanEl Lavage eto foana ary vonona ny hanome fahafam-po anareo hatrany🥰✨✨
12/07/2025

Tena mangatsiaka ny andro fa ny CanEl Lavage eto foana ary vonona ny hanome fahafam-po anareo hatrany🥰✨✨






Mahafinaritra ery mijery anareo mazoto manao lavage eto CanEl Lavage 🥰✨✨Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho ants...
28/06/2025

Mahafinaritra ery mijery anareo mazoto manao lavage eto CanEl Lavage 🥰✨✨

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra🥰✨






Miasa izahay rahampitso satria tokony hadio ny fiara sy ny moto @ izao fety izao.Miandry anareo ny CanEl Lavage🥰✨✨Mirary...
24/06/2025

Miasa izahay rahampitso satria tokony hadio ny fiara sy ny moto @ izao fety izao.
Miandry anareo ny CanEl Lavage🥰✨✨

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra❤️






Eto hatrany ny CanEl Lavage na mangatsiaka aza ny andro an🥰
14/06/2025

Eto hatrany ny CanEl Lavage na mangatsiaka aza ny andro an🥰


Mila atao madio ny fiara sy moto fa fety ny andro an!!🥰
06/06/2025

Mila atao madio ny fiara sy moto fa fety ny andro an!!🥰


Mahafinaritra foana mandray anareo sy manadio ny fiaranareo.🥰✨✨
30/05/2025

Mahafinaritra foana mandray anareo sy manadio ny fiaranareo.🥰✨✨






Na dia mangatsiaka aza mila sasana ny fiara sy ny moto an🥰Izahay eto vonona hatrany hanadio azy ireny✨✨
23/05/2025

Na dia mangatsiaka aza mila sasana ny fiara sy ny moto an🥰
Izahay eto vonona hatrany hanadio azy ireny✨✨






Tsara kely zareo🥰✨
08/05/2025

Tsara kely zareo🥰✨






Address

Antananarivo
Ambohimahitsy
101ANTANANARIVO

Telephone

+261347274108

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CanEl Lavage posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to CanEl Lavage:

Share