Titi Gourmand

Titi Gourmand 🍭Pâtisserie, cuisine et services traiteur à Antsirabe🍭

Mbola tsy tara raha androany vao anao commande ho an’ny Papa o🥰⚠️Miaraka aminy carton mamy kely sy teny mamy miaraka ami...
19/06/2026

Mbola tsy tara raha androany vao anao commande ho an’ny Papa o🥰
⚠️Miaraka aminy carton mamy kely sy teny mamy miaraka aminy, mendrika ho an’ Dada kosa izany🥰🩵💙

Hajatiana's Pastry
📞0329775566

Bonsoir daholo 👋Tena maro ianareo no ni commande tamin’ny fête des mères❤️ mino aho fa tsy adinonareo i Papa amin Dimanc...
16/06/2026

Bonsoir daholo 👋
Tena maro ianareo no ni commande tamin’ny fête des mères❤️ mino aho fa tsy adinonareo i Papa amin Dimanche 💙🩵

⚠️ AFAKA AMPIANA NOEUDS SY CARTE DE VŒUX MAMY KELY MIARAKA AMINY ⚠️

Ireto avy ary ny gateau tamin’ny fetes des mères lasa teo 🥰

Mankasitraka hatrany dia miandry anareo ao aminy mp izahay👋

Hajatiana's Pastry
0329775566

💢 Aza adino fa efa dispo ato aminay ihany koa ny GRAND CHAPITEAU ÉVÉNEMENTIEL raha toa ka mikarakara fety en plein air ianareo 💢

Bonsoir à tous 👋Elaela kely tsy hita fa nanomana zavatra tsara be ho anareo 🥰 Ho an ireo izay manomana fête en plein air...
15/06/2026

Bonsoir à tous 👋
Elaela kely tsy hita fa nanomana zavatra tsara be ho anareo 🥰 Ho an ireo izay manomana fête en plein air rehetra ( baptême, fiançailles, anniversaire, communion, confirmation, ect…)

⚠️GRAND CHAPITEAU ÉVÉNEMENTIEL DISPONIBLE CHEZ T**i Gourmand ⚠️

Dimension 6*3m , hauteur 2m50✔️

Mp ou WhatsApp pour plus d’informations 🥰
➡️ 0329775566

Mankasitraka foana an ireo izay mahatoky aminy fanaovana gâteau 🥰❤️🫱🏽‍🫲🏾

Mankasitraka foana aminy fahatokisana tompoko 🫱🏽‍🫲🏾🙏🏽🥹❤️Efa disponible ihany koa ny carton surprise miaraka aminy carte ...
03/06/2026

Mankasitraka foana aminy fahatokisana tompoko 🫱🏽‍🫲🏾🙏🏽🥹❤️

Efa disponible ihany koa ny carton surprise miaraka aminy carte de vœux ampiarahana aminy toy io aminy sary io ⬇️⬇️

Bonne fin de soirée à tous🥰

Hajatiana's Pastry
📞0329775566

**iGourmand

29/05/2026

Bonsoir daholo🫡
Inty ary ilay nampanantenaina o😍😍
Mikambana ato daholo nareo izay nandray anjara na tao aminy Hajatiana's Pastry izany, na tao aminy T**i Gourmand
Ka ireto ary aloha no voasarika ary iangaviana mba hiditra mp ianareo raha nahafeno ny fepetra notakiana mba handraisana anjara ❤️🥹

1er place : Ny Nekena
2ème place : Axelle Hasinah
Félicitations à vous 🤝🎉

Mankasitraka ireo izay rehetra nandray anjara ary tsy ho ataontsika ela ny lalao manaraka koa dia araho hatrany ny pejy 😘

Level 7 débloqué 7️⃣🎂Un gâteau LEGO aussi fun que gourmand pour l'anniversaire de Melchior❤️Vous validez ce design ?    ...
28/05/2026

Level 7 débloqué 7️⃣🎂
Un gâteau LEGO aussi fun que gourmand pour l'anniversaire de Melchior❤️
Vous validez ce design ?




T**i Gourmand
📞0329775566

Salama daholo 🥰Ho asin tsika kilalao kely amzay ary azahoana GÂTEAU FÊTE DES MÈRES Gratuit ho an’ izay voasarika satria ...
26/05/2026

Salama daholo 🥰

Ho asin tsika kilalao kely amzay ary azahoana GÂTEAU FÊTE DES MÈRES Gratuit ho an’ izay voasarika satria ho atao tirage au sort ❤️

➡️ Ny voalohany mahazo Bento Cake pour 4 personnes ( Fruits ou Choco)

➡️ Ny faharoa Bento Cake pour 4 personnes ( Vanille ou citron)

Ireto avy ary no conditions fandraisana anjara :
✔️ abonné aminy Hajatiana's Pastry sy T**i Gourmand ianao
✔️ manao partage publication iray izay tianao ao ( atao publique ny confidentialité)
✔️ mentionne olona iray na maro2 ao aminy commentaire mba iara ilalao aminao🥰

Aminy Maha tirage au sort azy dia tsy voafetra ny isan ‘ny commentaire azo atao mba apisy chance anao bebe kokoa ho voasarika ❤️

Vendredi 20h no mifarana ny Lalao ary ho aseo atsika eto ny fanaovana ny tirage sy ireo izay mandresy 😘

PS: Mbola mitohy ny fandraisana commande fête des mères 🥰❤️

📞0329775566

21/05/2026

La nouvelle tendance ❤️ Long Cake 🎂
Parfait pour toutes les occasions : confirmation, communion, baptême et bien plus encore ✨
Hajatiana's Pastry

Address

Antsirabe
110

Telephone

+261329775566

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Titi Gourmand posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category