Poulet de chair Toliara

Poulet de chair Toliara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Poulet de chair Toliara, Restaurant, Andaboly, Tulear.

Efa misy poulet fa maty koa sady fa malio soa 😉Alefaso ny commande !!!
18/07/2024

Efa misy poulet fa maty koa sady fa malio soa 😉
Alefaso ny commande !!!

Commande nareo no sisa andrasana!!!0330108520/0347682772/0330729253/0341769738
07/07/2024

Commande nareo no sisa andrasana!!!
0330108520/0347682772/0330729253/0341769738

Manomana ny tsara ho antsika hatrany!!!Mankasitraka hatrany anareo izay manjifa ato aminay 😊😊
09/06/2024

Manomana ny tsara ho antsika hatrany!!!
Mankasitraka hatrany anareo izay manjifa ato aminay 😊😊

27/05/2024

Mbola afaka mandefa commande hatrany tsika fa ka misalasala😉☺️
Prix tsy miova fa 13 000ar/kilos hatrany

Alefaso amizay commande eeee 😋☺️☺️0330108520/0330729253/0347682772/0341769738
10/05/2024

Alefaso amizay commande eeee 😋☺️☺️
0330108520/0330729253/0347682772/0341769738

Ka misalasala fa ataovo dien’izao ny commande ☺️☺️Livraison à partir de la semaine prochaine !!!Miezaka manome ny tsara ...
03/05/2024

Ka misalasala fa ataovo dien’izao ny commande ☺️☺️
Livraison à partir de la semaine prochaine !!!
Miezaka manome ny tsara hatrany izahay ho anareo ☺️☺️☺️

26/04/2024

Hiezaky hanome vokatra tsara sy mahafapo ho anareo hatrany ôôô!!!!

26/04/2024

Efa manomana vokatra tsara ho antsika hatrany ô!!!

17/04/2024

Salama iaby tsika client sy ireo mbola ho client 😉😅
Manasa antsika iaby mba hanome sosokevitra mba ho fanatsarana ny fiarahamiasa tsika sy mba tena ahafapo anareo panjifa hatrany!!!
NB: Début Mai efa afaka mandray commande izahay tompoko

Mankasitraka antsika rehetra izay nisafidy nanjifa tato aminay ☺️🥰🙏Mbola vonona hanome ny tsara hatrany izahay mba ho fa...
03/04/2024

Mankasitraka antsika rehetra izay nisafidy nanjifa tato aminay ☺️🥰🙏
Mbola vonona hanome ny tsara hatrany izahay mba ho fahafahamponareo 😉
Aza misalasala miantso sy manantona fa vonona handray ny fangatahanareo hatrany izay ☺️
0330108520/0330729253/0347682772/0341769738

Misy koa ny efa maty sady voadio tsara!!!Miezaka manome ny tsara hatrany ho antsika rehetra 😍🥰
29/03/2024

Misy koa ny efa maty sady voadio tsara!!!
Miezaka manome ny tsara hatrany ho antsika rehetra 😍🥰

Promotion Pâques !!!12 000ar le kilo!!!😍Tonga d miantsoa fa manao livraison izahay
27/03/2024

Promotion Pâques !!!
12 000ar le kilo!!!😍
Tonga d miantsoa fa manao livraison izahay

Address

Andaboly
Tulear
601

Telephone

+261330108520

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Poulet de chair Toliara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to Poulet de chair Toliara:

Share

Category