14/02/2026
🔴Izahay ato amin'ny Tahinah Restaurant dia faly mandray anareo amin'izao fetin'ny mpifankatia izao amin'ny sakafo matsiro izay nahafantaranareo anay❤️🥰
-Ny zava-baovao ato dia Tacos 🌮, glace ary efa misy Cocktail
-Misy ihany koa ny Menu Spécial du Chef hatolotray anareo aminio 🤗
Adresse: en face Poste
Resa: 0346800168
Merci a Tropical Agency 🥰