Tary Kuroiler Tamatave

Tary Kuroiler Tamatave Centre d'Incubation – Production – Formation

12/08/2026

Fiompiana kuroiler

indro ary ny fandaharam-potoana amboaro dien'izao ny fotoana. Ndao iompy akoho eeeAndao hamorona fototr'asa
11/08/2026

indro ary ny fandaharam-potoana amboaro dien'izao ny fotoana.
Ndao iompy akoho eee
Andao hamorona fototr'asa

🐔 NDAO HAMORONA FIDIRAM-BOLA! 💰🤝 NDAO HAMORONA ASA!🌱 NDAO HIADY AMIN'NY TSY FANANAM-BOLA SY NY FAHANTRANA!Manasa anareo ...
07/08/2026

🐔 NDAO HAMORONA FIDIRAM-BOLA! 💰
🤝 NDAO HAMORONA ASA!
🌱 NDAO HIADY AMIN'NY TSY FANANAM-BOLA SY NY FAHANTRANA!

Manasa anareo rehetra izay liana amin'ny fiompiana Kuroiler sy vonona hianatra teknika ahafahana mampandroso izany.

🎓 Hizara traikefa sy torohevitra MAIMAIM-POANA (GRATUIT) izahay ho an'izay tena vonona hanomboka na hanatsara ny fiompiany.

📩 Raha liana ianao dia aza misalasala mifandray aminay, mba handaminana ny fandaharam-potoana sy ny programa.

🙏 Ampitapitao amin' izay mety ho liana.
Ndao iara-hanangana fiainana tsaratsara kokoa.
Mirary fahombiazana sy fitahian'Andriamanitra ho antsika rehetra! 🇲🇬🐔
👉🏻AZA MITSAHATRA MANARAKA SY MITSIDIKA NY MEJY AHAFANTARANAO NY PROGRAMME

iza daholo no vonona hizaràna trai-kefa mikasika ny fiompiana kuroiler gratuitement? Afaka mi contact anay izay vonona h...
07/08/2026

iza daholo no vonona hizaràna trai-kefa mikasika ny fiompiana kuroiler gratuitement?
Afaka mi contact anay izay vonona handaminana ny programme
Bonne journée daholo.

06/08/2026

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tary Kuroiler Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category