MANOU SOUPE

MANOU SOUPE Du premier coup de cuillère au dernier, Manou Soupe, c’est le goût du partage et la passion de la bonne cuisine 🍜😗

Akory aby eeeh 🥳Tratry ny taona vaovao daholo❤️Tsy hay ny tsy hisaotra anareo mpanjifa rehetra hatramin'izay ka hatramin...
03/01/2026

Akory aby eeeh 🥳

Tratry ny taona vaovao daholo❤️

Tsy hay ny tsy hisaotra anareo mpanjifa rehetra hatramin'izay ka hatramin'izao, niaraka nampandroso tsikelikely ny Manou Soupe.

Izahay dia vonona foana mandrakariva anome izay tsara indrindra avy aty aminay🥰

Miverina misokatra isika ny Alatsinainy 05 Janoary 2026.

Mirary soa ho antsika rehetra 🙏

Akory aby e🥰Akoho gasy sauce 🤤misy foana ito plat ito isan'andro ❤️ 📍Lieu: 20 mètres face Réfrigépèche Bazar Kely Ambany...
22/10/2025

Akory aby e🥰

Akoho gasy sauce 🤤misy foana ito plat ito isan'andro ❤️

📍Lieu: 20 mètres face Réfrigépèche Bazar Kely Ambany (Tanambao 3)
☎️Contact: +261342856182

Akory aby e🥰Iza no mahalala ny anaran'ito plat ito? 🥰 Mahazo cadeaux Kely avy aty aminay ianareo dimy (5) voalohany maha...
20/10/2025

Akory aby e🥰

Iza no mahalala ny anaran'ito plat ito? 🥰 Mahazo cadeaux Kely avy aty aminay ianareo dimy (5) voalohany mahamarina🥳🎁

Aza Adino fa misokatra foana isika du Lundi au Samedi (8h30-20h30 non stop)❤️

📍Lieu: 20 mètres face Réfrigépèche Bazar Kely Ambany (Tanambao 3)
☎️Contact: +261342856182

Akory aby e🥰Ndao hiaraka ihinana goûter🤤Pizza - Nem - Petit Pain- Pao ho an'izay tia salé❤️Jamaica - Donut ho an'izay ti...
07/10/2025

Akory aby e🥰

Ndao hiaraka ihinana goûter🤤

Pizza - Nem - Petit Pain- Pao ho an'izay tia salé❤️
Jamaica - Donut ho an'izay tia sucré ❤️
À petit prix hatrany 🫢

📍Lieu: 20 mètres face Réfrigépèche Bazar Kely Ambany (Tanambao 3)
☎️Contact: +261342856182

Akory aby e🥰Nangingina isika noho ny toe-draharaha nafana teto Toamasina sy 🇲🇬Misokatra foana isika hatramin'ny fito ora...
01/10/2025

Akory aby e🥰

Nangingina isika noho ny toe-draharaha nafana teto Toamasina sy 🇲🇬

Misokatra foana isika hatramin'ny fito ora (19h) noho ny lamina sy ny couvre feu.

Disponible avokoa ireo sakafo efa nahazatra antsika rehetra❤️

📍Lieu: 20 mètres face Réfrigépèche Bazar Kely Ambany (Tanambao 3)
☎️Contact: +261342856182

Akory havako aby e🥰Lelan'omby sauce indray ny laokan-tsika androany🤤 Malemy sy mafilotra ery🥰 7 000Ar Fotsiny ❤️📍Lieu: 2...
25/09/2025

Akory havako aby e🥰

Lelan'omby sauce indray ny laokan-tsika androany🤤 Malemy sy mafilotra ery🥰 7 000Ar Fotsiny ❤️

📍Lieu: 20 mètres face Réfrigépèche Bazar Kely Ambany (Tanambao 3)
☎️Contact: +261342856182

Akory aby e❤️Ndao hiaraka ihinana la soupe indray androany 🤤 afaka ampiana demi-lunes speciales kely ❤️📍Lieu: 20 mètres ...
24/09/2025

Akory aby e❤️

Ndao hiaraka ihinana la soupe indray androany 🤤 afaka ampiana demi-lunes speciales kely ❤️

📍Lieu: 20 mètres face Réfrigépèche Bazar Kely Ambany (Tanambao 3)
☎️Contact: +261342856182

Akory aby e🥰Ndao indray hiaraka ihinana akoho sauce androany🤤 ❤️📍Lieu: 20 mètres face Réfrigépèche Bazar Kely Ambany (Ta...
22/09/2025

Akory aby e🥰

Ndao indray hiaraka ihinana akoho sauce androany🤤 ❤️

📍Lieu: 20 mètres face Réfrigépèche Bazar Kely Ambany (Tanambao 3)
☎️Contact: +261342856182

Akory aby eh 🥰Weekend ny andro. Poulet entier sa Tsa-Tsiou no atao "tsakitsaky" androany?🤤📍Lieu: 20 mètres face Réfrigép...
20/09/2025

Akory aby eh 🥰

Weekend ny andro. Poulet entier sa Tsa-Tsiou no atao "tsakitsaky" androany?🤤

📍Lieu: 20 mètres face Réfrigépèche Bazar Kely Ambany (Tanambao 3)
☎️Contact: +261342856182

Bonjour havako aby e🥰Ndao indray hiaraka ihinana Hena-kisoa sy Amalona sauce androany🤤Mazotoa homana daholo ❤️Lieu: 20 m...
19/09/2025

Bonjour havako aby e🥰

Ndao indray hiaraka ihinana Hena-kisoa sy Amalona sauce androany🤤

Mazotoa homana daholo ❤️
Lieu: 20 mètres face Réfrigépèche Bazar Kely Ambany (Tanambao 3)
Contact: +261342856182

Address

Tanambao 2
Toamasina

Opening Hours

09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MANOU SOUPE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share