Tama'Keto

Tama'Keto Mianatra sakafo (on part de zéro), eto Tamatave �
� tsikelikely fa tsy mihemotra

🍽️ Tolo-kevitra ho an’ny manao sakafo keto sy ny   🇲🇬 : Soloy chou-fleur voatetika ny vary ! 🥦 Manao keto nefa manina va...
03/07/2025

🍽️ Tolo-kevitra ho an’ny manao sakafo keto sy ny 🇲🇬 : Soloy chou-fleur voatetika ny vary ! 🥦

Manao keto nefa manina vary ? Tsy olana izany ! Betsaka ny chou-fleur eny an-tsena amy zao😋

Fikarakarana:

1️⃣ Teteho madinika na afangaro kely amin’ny mixeur.
2️⃣ Endaso amin’ny menaka voanio na dibera.
3️⃣ Asio sira kely, tongolo gasy, na zava-manitra toy ny sakay na kary.

👉 Vokany : toy ny "vary" maivana sy manitra tsy misy glucide.(siramamy)
Tsara miaraka amin’ny laoka zay safidianao, trondro nandrahoina na legioma endasina.

✅ Keto, mora vidy, ary azo atao amin’izay hita eny an-tsena no tanjona eto!
Efa nanandrana ve ianao ? Zarao aminay ao amin’ny commentaire koa izay fikafika efa nataonao ! 👇


🧁 Fantatrao ve ny KEFIR?➡️ Yaourt probiotika manampy amin’ny fahasalamana! ( olana amy tosi-drà sy diabeta indrindra ind...
02/07/2025

🧁 Fantatrao ve ny KEFIR?
➡️ Yaourt probiotika manampy amin’ny fahasalamana! ( olana amy tosi-drà sy diabeta indrindra indrindra)

Inona no atao hoe kefir?
Kefir dia karazana yaourt voajanahary vokarina amin'ny ronono sy "grain de kéfir". Izy io dia feno "probiotiques", ireo biby kely manampy amin'ny fanadiovana ny tsinay sy fanamafisana ny hery fiarovan’ny vatana.

Inona no tombontsoa azonao amin'ny kefir?
✅ Manampy amin'ny fandevonan-kanina
✅ Manamafy ny hery fiarovan-tena
✅ Manadio ny tsinay sy manampy amin'ny toe-pahasalamana
✅ Mety ho an'ny olona manana diabeta, aretin'ny kibo, na te hampihena lanja

Tsy misy simika, tsy misy siramamy be – voajanahary tanteraka!
Afaka ankafizina amin'ny maraina, hariva, na anaty sakafo maivana (goûter)!

👉 Disponibles tsy ho ela ho antsika eto Tamatave.
👌Araho ny pejy raha liana amy torihevitra ara-pahasalama ianao tompoko

Vaha olana voajanahary tsara kokoa noho ny fanafody.Donto ny fanafody. Indrindra ny antibiotique maherivaika.Tsy manana ...
24/06/2025

Vaha olana voajanahary tsara kokoa noho ny fanafody.


Donto ny fanafody. Indrindra ny antibiotique maherivaika.

Tsy manana atidoha handinika fa mamono ny retraretra izay manondidina azy
Manapotika ny microbiote.

Ny natiora voajanahary kosa dia mahay mikendry ny tena fahavalo dia ireo ihany no vonoiny.

Andao hianatra momba ny L Gasseri :

🦠 L. GASSERI — ilay namana akaiky mahasoa anao 🌿


✅ — Porofo avy any Japon sy Korea: manampy amin’ny fihenan’ny tavy am kibo sy taova ao anatiny.

✅ amin’ny — ohatra ny marotanana ny protéine manondidina azy ahafahany mifikitra tsara ao anatin'ny vatantsika ➜ manampy azy hijanona ao anatin' ny vatantsika ho fonenany, tsy very rehefa avy misotro azy.

✅ Mahatanty ny asidra sy bile ao anaty vavony ➜ afaka mandalo vavony velona ka miparitaka avy any

✅ Mamokatra izay : ny mikraoba ratsy ihany no vonoiny fa tsy ohatra ny antibiotique mahery vaika

✅ Cholestérol sy glycémie : — Manampy ao anatin'ny vatana. (Fisorohana sy fiarovana hoan'ny zanatsika mba tsy hatavy loatra)

✅ Vagin sy — ny souche toy ny BNR17 (izay misy ato amintsika) manampy amin’ny sy ary mandamina ny pH ho stable tsara.

✅ Immunité — hiasa tsara sy hanasitrana ny fahasimbàna anatiny.

🧴 Azo sotroina isa-maraina tapa-bera.
Azo afangaro amin’ny L. reuteri ➜ duo parfait 💪.

❌ Tsy atao harivariva: manome hery be ➜ sahirana matory 😴.

KETO et DIABÈTE Pourquoi le keto est bon pour les diabétiques :Stabilise la glycémie naturellement.Réduit les pics de su...
16/06/2025

KETO et DIABÈTE

Pourquoi le keto est bon pour les diabétiques :

Stabilise la glycémie naturellement.

Réduit les pics de sucre après les repas.

Favorise la perte de poids durable.

Moins de fringales et de fatigue.

Améliore la sensibilité à l'insuline.

Le mode de vie keto, c’est :« On mange moins de sucre 🍭 et plus de bonnes graisses 🥑.Comme ça, le corps utilise le gras ...
14/06/2025

Le mode de vie keto, c’est :

« On mange moins de sucre 🍭 et plus de bonnes graisses 🥑.
Comme ça, le corps utilise le gras pour avoir de l’énergie 🔋 au lieu du sucre.
Ça aide à être en forme 💪, à ne pas avoir trop faim 🍽️, et à rester en bonne santé ❤️. »

Te-hihena ? Te-ho salama kokoa ? Andramo ny sakafo KETO !➡️ sakafo matsiro fa tsy miafy be amy anohanana➡️ Mandoro tavy ...
20/05/2025

Te-hihena ? Te-ho salama kokoa ? Andramo ny sakafo KETO !
➡️ sakafo matsiro fa tsy miafy be amy anohanana
➡️ Mandoro tavy haingana
➡️ Tena tsara ho an’ny diabeta
➡️ Manome hery (sports, miasa mafy sns.. tsara ho an'ny cerveau

Mihinàna fetsifetsy kely. Misafidiana KETO. 🥑💪


Address

Tamatave
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tama'Keto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category