18/08/2026
😔 Vaovao kely ho anareo...
Anio sy rahampitso , tsy misy goûter eto amin'ny Monii Tasty Food. 🙏
Fa aza fadiranovana... mbola eto ihany izahay ho anareo amin'ny sakafo mahafinaritra ! 🔥❤️
📞 032 48 372 11
Sakafo mamy, vita amim-pitiavana ❤️🔥