05/08/2025
🏊♂️ 𝐋𝐄 𝐆𝐑𝐀𝐍𝐃 𝐃𝐄𝐅𝐈 - 9ème édition 🏊♂️
🗓14-15 Aogositra 2025
📍Piscine Olympique CRJS
Ho fankalazana ny faha-21 taona niorenany 🎉dia manasa anao ny club de natation CJST hanatrika sy handray anjarany amin'ny hetsika lehibe amin'ity taona ity !
📞Info/ inscription :
038 21 390 67 | 034 17 731 13 | 034 12 303 79
Tongava maro miaraka amin'ny fianakaviana sy namana ! 💙