GuyKounŷ

GuyKounŷ GuyKouny est un restaurant servant divers plats malagasy, grilles, snacks.

Makamaka rivotra  eny   andro mafana be izao miaraka GuyKounŷ 👌😁
15/11/2022

Makamaka rivotra eny andro mafana be izao miaraka GuyKounŷ 👌😁

Miarahaba antsika rehetra ô !Izahay ato  dia faly mampahafantatra antsika eto Tamatave sy ny manodidina  fa misy ny toer...
14/11/2022

Miarahaba antsika rehetra ô !
Izahay ato dia faly mampahafantatra antsika eto Tamatave sy ny manodidina fa misy ny toeram-pisakafoanana vaovao be ety @ bord face APMF taloha.
Ahitana :
👉Petit déjeuné complet
👉PLAT MALAGASY maro samihafa (vary sy laoka atoandro/hariva)
👉Tsakitsaky (venoiserie,FastFood)
👉Soupe tongotr’omby/composé/Mine Sao
👉GRILLADE (brochette,fruit de mer isan-karazany)
Misokatra isan’andro manomboka @ 5ora maraina ka hatramin’ny 9 ora alina.
Tongava maro ary e !😉

Address

Toamasina
501

Telephone

+261343526987

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GuyKounŷ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category