Fivmpama région SAVA

Fivmpama région SAVA Fivmpama région SAVA

chère présidente Claudia et a tous. nos félicitations
26/02/2026

chère présidente Claudia et a tous. nos félicitations

Notanterahina ny Talata , 24 Febroary 2026 ny Fivoriambe ara-potoanan’ny FIVMPAMA. Nandritra izany no nanaovana ny fifidianana ny Filankevi-pitantanana vaovao.
Taorian’izany dia voafidy ho filoha hitarika ny filankevi-pitatanana mandritra ny roa (02) taona i Rtoa Claudia RABETSIVOH.
Ireto avy ny mandrafitra ny birao :
filoha lefitra :
• Rtoa TSIRANANA Fiona
• Atoa NIRINA Lyvio
• Atoa ANDRIAMIJORO Mino
sekretera jeneraly :
• Atoa HARIJAONA Arija
mpitambola :
• Atoa RANDRIAMANANANDRO Hervé
mpanolotsaina :
• Rtoa RABEMANANTSOA Rocquie
• Atoa RAMAROSON Jean Michel
• Atoa BEANTANANA Eric
• Atoa RALIJESY Olsen
• Rtoa RANDRIANALINARIVO Hantamalala
• Rtoa RABEFITIAVANA Ulrichia
• Rtoa RAHAJARIJAONA Arlette
• Atoa RAKOTONDRAVOAVY Gaël
• Atoa RANDRIANATOANDRO Rado
• Rtoa RAKOTOARIMANANA Johanna
Iray Vina , Miray Hina , Fahombiazana

18/09/2023

Ho antsika aty amin ny faritra sava. Dia mampafantatra izahay vondrona faritra sava fa tsy ho ela ny fifidianana ny filoha Fivmpama région SAVA. Koa izay liana anatitra antonta taratasy dia manantona ny birao aty antalaha na mandeha mp. Misaotra mialoha. Hoy filoha fivmpama faritra sava Atoa Afick Gassard.

21/01/2022

Zoma 21 Janoary 2022
▶️ Raikitra indray àry ity e ❗️ ... miala any ilay rivodoza 🌀 ANA (rehefa mahazo anarana eo)
▶️ Mbola eo am-piforonana eo @ 700 km Atsinanan'i Sainte Marie izy izao nefa mizotra manatona antsika.
▶️ Vinavinaina hanambana hiditra an-tanety 😞 @ morontsiraka avaratra-atsinanana iny izy manodidina ny Alahady na Alatsinainy izao fa tokony hiomana sahady ny mponina rehetra @ faritra Sava, Analanjirofo sy Atsinanana fa tena ho be indray ny rotsak'orana. 💦
▶️ Ho ampitaina amintsika eto foana ny vaovao ofisialy avy @ rahavavy 😉 Météo Madagascar
Mirary soa
Cyclones à Madagascar

Ireto ny filazana loza:
🟢 Miloko MAITSO na filazana loza fanairana: Antalaha, Analanjirofo, Atsinanana.

# # # # # # # # # # # # # #
Vendredi 21 Janvier 2022
▶️ c'est reparti avec le futur cyclone 🌀 ANA!
▶️ Elle est encore entrain de se former à 700 km à l'Est de Sainte-Marie mais elle s'approche dangeuresement ❗️
▶️ Elle pourrait atterrir sur les côtes Est de Madagascar 😞 d'ici Dimanche ou Lundi mais tous les habitants des régions Sava, Analanjirofo et Atsinanana devront déjà se préparer à de très fortes pluies. 💦
▶️ Nous allons continuer à relayer les infos officielles de Météo Madagascar. 😉
Bonne préparation

Avis d'alerte en cours:
🟢 VERT ou Avertissement: Antalaha, Analanjirofo, Atsinanana.

Vita soamantsara ny fifamindram-pahefana teo amin'ny filoha vaovao Rivo RAKOTONDRASANJY sy filoha teo aloha RAZAFIARISON...
18/10/2021

Vita soamantsara ny fifamindram-pahefana teo amin'ny filoha vaovao Rivo RAKOTONDRASANJY sy filoha teo aloha RAZAFIARISON Andrianavalomanana, anio faha 18 oktobra 2021 tamin'ny 10 ora tao VANIALA RESTAURANT Antsakaviro.

Izany dia notanterahina ara- pirahalahiana sy ankitsi-po ary narahina tso-drano ho amin'ny fahombiazan'ny fitantanana vaovao araka ny tanjona ankehitriny hoe *miray vina, miray hina, ho fahombiazana*.

Mankasitraka sy mankatelina ny vahiny : tale ny orinasa Althéa Andriamatoa Afick Gassard  nanaiky nizara sy nanome fahal...
09/10/2021

Mankasitraka sy mankatelina ny vahiny : tale ny orinasa Althéa Andriamatoa Afick Gassard nanaiky nizara sy nanome fahalalana vaovao.

Antenaina fa hitondra soa hoan'ny mpanatrika rehetra ireo zavatra maro nifandinihana sy nozaraina.

Isaorana ihany koa itsika izay tonga nanatrika ny hetsika androany si ireo izay nizara ny publication tamin'ny erinandro lasa iny.

"Ny erikerika maha tondra-drano"

Mirary soa

Félicitations aux nouveaux membres du CA
08/10/2021

Félicitations aux nouveaux membres du CA

Tontosa anio ny fivoriambe ara-potoanan'ny .

Voafidy ho mpikambana ny filankevim-pitantanana 2021-2023:

Filoha:
RAKOTONDRASANJY Rivo.

Filoha lefitra:
TSIRANANA Fiona
RAMAROSON Jean Michel
ANDRIAMANDIMBISOA Jocelyn

Sekretera Jeneraly:
HERISOALALAO LETOURNEAU Natacha

Mpitambola:
RANDRIANALINARIVO Hanta

Mpanolotsaina:
RABEMANANTSOA Roquie
RABETSIVOH Claudia
MAMODALY Sarah
LOVA Ny Aina
RAHARIJAONA Arlette
RAJOELISON Rado
RAKOTOSON Dany
BEANTANANA Eric
NIRINA Lyvio

AG fivmpama du 08 octobre 2021.
08/10/2021

AG fivmpama du 08 octobre 2021.

SEANCE DE PARTAGE D'EXPERIENCE : HAY ZARA Manome fotoana anao izahay amin'ny asabotsy 9 octobra 2021 amin'ny 9 ora marai...
05/10/2021

SEANCE DE PARTAGE D'EXPERIENCE : HAY ZARA

Manome fotoana anao izahay amin'ny asabotsy 9 octobra 2021 amin'ny 9 ora maraina, aty anivon'ny Centre GSP.

Ny vahiny nasaina amin'izany Andriamatoa Afick GASSARD, Tale Orinasa Althéa.

Ny lohahevitra hovelabelariny : "Ny toetra tokony hananan'ny olona iray raha te ahomby amin'ny andraikitra sahaniny"

Manasa antsika hanatrika izany. Tsy misy ny vidim-pidirana fa voafetra ho an'olona 20 ny toerana.

SEANCE DE PARTAGE D'EXPERIENCE : HAY ZARA

Manome fotoana anao izahay amin'ny asabotsy 9 octobra 2021 amin'ny 9 ora maraina, aty anivon'ny Centre GSP.

Ny vahiny nasaina amin'izany Andriamatoa Afick GASSARD, Tale Orinasa Althéa.

Ny lohahevitra hovelabelariny : "Ny toetra tokony hananan'ny olona iray raha te ahomby amin'ny andraikitra sahaniny"

Manasa antsika hanatrika izany. Tsy misy ny vidim-pidirana fa voafetra ho an'olona 20 ny toerana.

Fisoratana anarana ato amin'ny MP na amin'ny 034 05 114 55

Address

Rue De Tananarive
Tananarive

Telephone

+261342922300

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fivmpama région SAVA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to Fivmpama région SAVA:

Shortcuts

Share