Migros Mandrosoa Ivato

Migros Mandrosoa Ivato Livraison a Domicile

🔥 Migros Mandrosoa Ivato recrute une caissière 📍Envoyez vos CV et LM sur grossistemigro@gmail.com  'équipe_s_agrandit
06/01/2026

🔥 Migros Mandrosoa Ivato recrute une caissière
📍Envoyez vos CV et LM sur [email protected]

'équipe_s_agrandit

01/01/2026

Migros Mandrosoa Ivato dia faly miarahaba anao nahatratra ny taona 2026 🎊

Bonne année 2026 à tous 🎊

Manimanitra fety izy zany 🎊🎉Aza misahirana mitady lavitra ,ho anareo mila boissons, na jus izany na alcool💯 Grossiste Mi...
29/12/2025

Manimanitra fety izy zany 🎊🎉
Aza misahirana mitady lavitra ,ho anareo mila boissons, na jus izany na alcool

💯 Grossiste Migros Mandrosoa Ivato manome vahaolana ho anao, @ sarany mora sy azo idirana tsara, sady aterina any an-tokatranonao 💯

📞 Antsoy ary ny laharana andefasana ny commande ⏰
☎️ 038 38 338 37
☎️ 034 96 648 57
☎️ 034 70 820 77

na ihany koa midira mp

📍 Lot 42MA, Mandrosoa Avaratra
(lalana Jesosy Mamonjy)

Migros Mandrosoa Ivato dia mirary Noely sambatra ho antsika. Eto izahay hamatsy zava-pisotro ho anareo mba hiaraha-mikor...
26/12/2025

Migros Mandrosoa Ivato dia mirary Noely sambatra ho antsika.
Eto izahay hamatsy zava-pisotro ho anareo mba hiaraha-mikorana amizao fety izao ✨

Envie de remplir vos stocks de boissons à prix imbattables ?👉 Chez MiGROS, vous bénéficiez de :🍾 Un large choix de boiss...
30/10/2025

Envie de remplir vos stocks de boissons à prix imbattables ?
👉 Chez MiGROS, vous bénéficiez de :
🍾 Un large choix de boissons (eau, sodas, bières, jus, etc.)
🚛 Livraison rapide et fiable partout dans la capitale
💰 Des prix abordables pour booster votre marge
🤝 Paiement facile : cash, virement , Mobile Money

📍 Adresse : Lot 42 MA Mandrosoa Avaratra (près de la route Jesosy Mamonjy)
📞 Contact : 034 70 820 77 / 034 96 648 57 / 038 38 338 37
📧 [email protected]

🔥 N’attendez plus ! Passez commande dès aujourd’hui et profitez de nos offres exceptionnelles.

✨ MiGROS – Votre satisfaction, notre priorité !

Tianao ve ny hanana tahiry feno amin’ny zava-pisotro amin’ny vidiny mora sy mifaninana ?
👉 Eto amin’ny MiGROS dia azonao atao :
🍾 Misafidy amin’ny zava-pisotro maro (rano, jus, labiera, soda, sns)
🚛 Mandray livraison haingana sy azo antoka manerana ny renivohitra
💰 Mahazo vidiny mora indrindra ka mampiakatra tombombarotra
🤝 Fandoavam-bola : espèces, virement, na Mobile Money

📍 Toerana : Lot 42 MA Mandrosoa Avaratra (akaikin’ny lalana Jesosy Mamonjy)
📞 Fifandraisana : 034 70 820 77 / 034 96 648 57 / 038 38 338 37
📧 [email protected]

🔥 Aza miandry ela ! Manaova commande anio dia alao amin’ny vidiny mora indrindra ny tahirinao.

✨ MiGROS – Ny fahafaham-ponao no tanjonay !

Hey ,ianao io, ianao io mihitsyRaha mitady mpamatsy boissons mora sy tolotra mahafinaritraTongava aty amin'ny grossiste ...
19/09/2025

Hey ,ianao io, ianao io mihitsy
Raha mitady mpamatsy boissons mora sy tolotra mahafinaritra

Tongava aty amin'ny grossiste Migros
📍 Toerana : Lot 42 MA Mandrosoa Avaratra (akaikin’ny lalana Jesosy Mamonjy
📞 Fifandraisana : 034 70 820 77 / 034 96 648 57 / 038 38 338 37
📧 [email protected]

🔥 Aza miandry ela ! Manaova commande avy hatrany

✨ Ny fahafaham-ponao no tanjonay

Ianao koa, tongava fa vonona handray hanao izahay 😊😊Vous aussi, venez acheter des boissons en gros chez nous 😊😊😊
02/09/2025

Ianao koa, tongava fa vonona handray hanao izahay 😊😊

Vous aussi, venez acheter des boissons en gros chez nous 😊😊😊

Hey 😊😊😊Alefaso ny commande fa mora be anie ho aho ato @ Migros e 😉
01/09/2025

Hey 😊😊😊

Alefaso ny commande fa mora be anie ho aho ato @ Migros e 😉

19/10/2024

Address

Lot 47MA Mandrosoa Ivato
Ivato
IVATO 105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Migros Mandrosoa Ivato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category