Art'ivo

Art'ivo Art'ivo est un organisateur évènementiel (spectacle en plein air etc.) service traiteur.

Allô!!! Allô !!!  🔊🔊 Ao daholo ve???▶️Eny ANTSAVATSAVA ITAOSY indray ny fotoanantsika amin'ny 25 mai 2026 eee!!     🎇LUN...
01/05/2026

Allô!!! Allô !!! 🔊🔊 Ao daholo ve???

▶️Eny ANTSAVATSAVA ITAOSY indray ny fotoanantsika amin'ny 25 mai 2026 eee!!

🎇LUNDI DE PENTECÔTE FETY BE🎇

▶️Hiarahana amin'ireo Artistes fanta-daza
▶️Vidim-pidirana : 7 000ariary 👍👍
▶️Misokatra amin'ny 10ora maraina ny vavahady 🕙
▶️Efa misy ny tsakitsaky sy zava-pisotro isan-karazany amin'ny vidiny mirary Espace Fitsikiana I & II🍗🥃
▶️Tongava maro fa ambiance be 100% eee!!

Art'ivo événementiel sy ny équipe manotolo dia misaotra antsika rehetra izay nisafidy manokana nijery fampisehoana tety ...
06/04/2026

Art'ivo événementiel sy ny équipe manotolo dia misaotra antsika rehetra izay nisafidy manokana nijery fampisehoana tety antsavatsava Itaosy🥰
Manome fotoana tsy ho ela indray e🥳

23/03/2026

📢ITAOSY UNIS sy ny manodidina aa!!📢
Efa akaiky ny fotoana eee!
FITSANGATSANGANANA GOAVAM-BE
👉KIANJA MAITSO ANTSAVATSAVA ITAOSY
👉Lundi de Pâques 06 avril 2026
👉Iarahana amin'ireo Artistes kalaza
👉Vidim-pidirana : 7 000ariary
👉Efa misy tsakitsaky sy zava-pisotro isan-karazany amin'ny vidiny mirary🥂
👉Amin'ny 10ora maraina dia efa misokatra ny vavahady
Tongava maro eeee!!!

Allô Allô!!! 📢 🎇  LUNDI DE PAQUES 06 AVRIL 2026 🎇👉 FITSANGATSANGANANA GOAVAM-BE ✅ Kianja Maitso Antsavatsava ITAOSY✅ Iar...
21/03/2026

Allô Allô!!! 📢
🎇 LUNDI DE PAQUES 06 AVRIL 2026 🎇
👉 FITSANGATSANGANANA GOAVAM-BE
✅ Kianja Maitso Antsavatsava ITAOSY
✅ Iarahana amin ireo ARTISTES kalaza
✅ Misokatra amin ny 10ora maraina ny vavahady🕙
✅ Manomboka amin ny 12ora ny fampisehoana🕛
✅ Vidim-pidirana : 7 000ariary👍👍
✅ Efa misy tsakitsaky sy zava-pisotro isan-karazany amin'ny vidiny mirary eny antoerana🥃🍗
TONGAVA MARO FA AMBIANCE MILAY BE IO EEEE!!!!❤️❤️

Address

Itaosy
Itaosy
102

Telephone

+261381841997

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Art'ivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to Art'ivo:

Shortcuts

Share

Category