Vente lentilles de Madagascar

Vente lentilles de Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vente lentilles de Madagascar, Restaurant, Fianarantsoa.

Zahay dia mivarotra ity voamaina ity . ETO fianarantsoa ilay toerana misy anay. Ary afaka mandefa any @ faritra arakarak...
31/08/2026

Zahay dia mivarotra ity voamaina ity .
ETO fianarantsoa ilay toerana misy anay.
Ary afaka mandefa any @ faritra arakaraka Prix zay ifanarahatsika eo.

Ity ilay voamaina miavaka kely Sady mora karakaraina .fa tsy mandany fotoana ela @ fandrahoana azy. Mety tsara atao fang...
27/08/2026

Ity ilay voamaina miavaka kely Sady mora karakaraina .fa tsy mandany fotoana ela @ fandrahoana azy. Mety tsara atao fangarondaoka rehetra .

Ity dia voamaina antsoina hoe **LENTILLES** .Izahay dia mivarotra azy ity ETO fianarantsoa na ho anareo any @ faritra ih...
10/07/2026

Ity dia voamaina antsoina hoe **LENTILLES** .Izahay dia mivarotra azy ity ETO fianarantsoa na ho anareo any @ faritra ihany koa .Indrindra ho anareo izay misehatra @ hôtel sy restaurant.Mety tsara @ nareo ity .Mora masaka no sady tsy sarotra karakaraina ihany koa miavaka @ ireo voamaina rehetra satria Mety @ fahasalamana tsara .Toy ny olona tsy ampy siramamy sy tsara ho an'ny fo ihany koa .Mety @ rehetra moa izany na tantsaha enao hampiasa ka mila laoka na nareo eny andrenivohitra .tsy dia mbola maro mpivarotra izy ity raha eto @ tsika .koa manasa atsika hividy fa tena matsiro izy io .
Amidy @ kg ,io @ sachet misy soratra lentilles de Madagascar io ny 1kg , misy hiany ko ny sachet @ asatsany kilao .
VOKATRA AVY ETO AFOVOANTANY IHANY IZY IO .
Rah maha Liana anao dia antsoy ny numéro ao @ page io .

Address

Fianarantsoa

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vente lentilles de Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category