Trimobe Antsirabe

Trimobe Antsirabe 0347278753
Une cuisine typiquement Malagasy🍛

Salama daholo😋Tafiditra ao anatin’ilay Menu nampitomboana ity Crabe sy Henakisoa ity! Ary nahandro Gasy 100% toy ireo ef...
04/06/2026

Salama daholo😋
Tafiditra ao anatin’ilay Menu nampitomboana ity Crabe sy Henakisoa ity! Ary nahandro Gasy 100% toy ireo efa nahafantatanareo anay ❤️
Ohatra amin’izany:
-Crevette sauce
-Crevette sy Henakisoa
-Crevette au coco,sns..
Sationany ireo fa conseil No Omenay hoe Tongava Manandrana 😋❤️

Miarahaba ny Reny rehetra…Mirary fety Sambatra 🌺🌺💐🌸🌸🌸❤️❤️
31/05/2026

Miarahaba ny Reny rehetra…Mirary fety Sambatra 🌺🌺💐🌸🌸🌸❤️❤️

🔥Nouvelle Carte TRIMOBE ampihaviana 🔥 📆Mardi au Samedi 🕦Horaire d’ouverture: 11h30-20h 📍 Ampihaviana Antsirabe📞 034 72 7...
29/05/2026

🔥Nouvelle Carte TRIMOBE ampihaviana 🔥
📆Mardi au Samedi
🕦Horaire d’ouverture: 11h30-20h
📍 Ampihaviana Antsirabe
📞 034 72 787 53

Laokatsika anio🥰Lelanomby & petit pois 😋😋😋
28/05/2026

Laokatsika anio🥰
Lelanomby & petit pois 😋😋😋

Manasa ô? 😋
20/05/2026

Manasa ô? 😋

Mandray événement privé ihany koa izahay ☎️0347278753
19/05/2026

Mandray événement privé ihany koa izahay

☎️0347278753

Misaotra mankasitraka anareo tsy miala amin’i Trimobe🙏🙏😍😊
14/05/2026

Misaotra mankasitraka anareo tsy miala amin’i Trimobe🙏🙏😍😊

Ho antsika izay manana lanonana ,anniversaire, baptême,réunion,… sns 🎉🎉🥳🥳Dia afaka privatisena soamatsara Trimobe amin’n...
11/05/2026

Ho antsika izay manana lanonana ,anniversaire, baptême,réunion,… sns 🎉🎉🥳🥳
Dia afaka privatisena soamatsara Trimobe amin’ny sarany 0 Ariary 😊😊

☎️034 72 787 53

07/05/2026

Asiana lalao indray ve e ?😊

Henakisoa Sy anan-drano 😋
06/05/2026

Henakisoa Sy anan-drano 😋

Address

Ampihaviana
Antsirabe
110

Telephone

+261347278753

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trimobe Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category