Fisakafoana Iray

Fisakafoana Iray Cuisine Chinoise, grillade, tsaky sy snack... Mandray commandes

Ho antsika eto Antsirabe sy ny manodidina miverina indray izahay sy ilay tsiron-tsakafo miavaka izay nahafantaranareo an...
02/03/2023

Ho antsika eto Antsirabe sy ny manodidina miverina indray izahay sy ilay tsiron-tsakafo miavaka izay nahafantaranareo anay😍
Aterina any amin'izay toerana misy anareo ny sakafo,izay misy karazany maro no MIRARY nefa MATSIRO 😋

Alefa 1 andro mialoha foana ny commande mba ho tonga ara-potoana sy ara-dalana tsara any aminareo ny Sakafo ❤️
Afaka miantso ny laharana 0341658367 na ny 034 39 720 29 avy hatrany ihany koa ianareo
Ireto avy ary ireo Plats antsika:

🍝 PATES 🍝
Composé: 1500ar
Pate sauté: 1500ar
Salade de pâte: 2000ar
Mie-sao Poulet 5000ar
Mie-sao Spécial 8000ar
Spaghetti bolognaise 8000ar
Spaghetti Carbonara 10.000ar

🍛 RIZ 🍛
Riz Cantonnais Simple 4000ar
Riz Cantonnais poulet 6000ar

🍻 JUS 🍻
Jus naturel: 1600ar

🍕🌮 TSAKY & SNACK 🍟🍔
Wan-tan frites: 600ar/pièce 10pieces minimum
Nem: 500ar/ pièce 10pièces minimum
Sambos: 500ar/ pièce 10pièces minimum
Brochette de viande: 500ar/pièce 10pièces minimum
Boulette de viande 500ar/pièce 10pièces minimum
Boulette de poisson : 700ar/ pièce 10 pièces minimum
Brochette de poulet: 500ar/ pièce 10pièces minimum
Pao chinois: 1000ar/ pièce 5 pièces minimum
Pao Indien: 1000ar / pièce 5pièces minimum
Pomme frite: 1500ar
Wrap nature: 6000ar
Crêpe farcies + sauce 4000ar
Humburger+frites: 5000ar
Crêpe panné: 6000ar
Sandwich+frites: 8000ar
Pizza Pm: 16000ar
Pizza Gm:22000ar

🍖 VIANDES 🍖
Steak frites/salade 8000ar
Côte de porc+ frites/salades: 8000ar

🍗🍖GRILLADES
Poulet grillé: 2000/2500ar

🍰🍮 SUCRÉ 🍩🍰
Salade de fruits: 3000ar
Crêpe sucré 4000ar
Cake au citron/choco/vanille: 5000ar / 10.000ar

🍛 VARY SY LAOKA HO AN'NY ANIO 🍛 Ravitoto & henakisoa & rougaille 4000ar

⏩⏩Manao Service traiteur sy cantine ihany koa izahay ho anareo orinasa sy fianakaviana sy ny sisa🍴

02/03/2023

Ho antsika eto Antsirabe, Manamboatra Cake au citron/vanille/Choco izahay isanandro, ho antsika izay manao commande

Ho antsika mpiasa na mpianatra izay tsy afaka mody ny atoandro dia manana tolotra Vary sy Laoka miova isanandro izahay amin'ny vidiny tena mirary
Laoka ho amin'ny androany:RAVITOTO sy HENAKISOA + rougaille
-Manana tolotra sakafo bediabe Matsiro sady Mirary ihany koa izahay🍛🍴🍴

31/08/2022


Ho antsika tsy mahavita na tsy manampotoana hikarakarana sakafo.

Izahay dia afaka mikarakara ny sakafo rehetra (maraina/atoandro/hariva)
Na ho an'olona firy na ho an'olona firy .
Afaka manatitra any amin'ny Toerana izay misy anareo n'aiza n'aiza.
Sakafo:
maraina /atoandro /hariva :12500ar
Atoandro /Hariva : 10.000ar

Contact: 034 39 720 29
034 16 583 67

31/08/2022

JMJ
Ho anareo izay mbola tsy mahita trano hivantanana mandritry ny Jmj.
Izahay dia manana trano afaka handraisana anareo ,mahazaka olona 20 isa ,amin'ny sarany 75000ar isanandro.
Misy jiro,rano ,douche,Lakozia ,W.C

Contact : 034 39 720 29
034 16 583 67

Santionany @ tsakitsaky ary ireto 😋😋👌😊
16/07/2022

Santionany @ tsakitsaky ary ireto 😋😋👌😊

16/07/2022

Miarahaba antsika rehetra, efa misokatra ny tsena vaovao "Fisakafoana Iray" eto Tsarasaotra en face visites techniques Antsirabe, izay ahitana sakafo maro azo isafidianana, toa ny Soupe, Mi-sao tsakitsaky sy grillade. Tongava manandrana e! 😋😊

Address

Tsarasaotra, Ampitan'ny Visites Techniques
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 08:45 - 18:30
Tuesday 08:45 - 18:30
Wednesday 08:45 - 18:30
Thursday 08:45 - 18:30
Friday 08:45 - 18:30

Telephone

+261343972029

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fisakafoana Iray posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category