27/07/2022
NDAO HILALAO EE📢📢😍
Olona 3 be izao no hahazo loka ny amin'izany😍😊.
Ireto avy ary ireo loka : SAVONY MASONJOANY, SAVONY CAFE, SAVONY SAKAMALAHO ARY SAVONY VAHONA😍😍.
Marihana fa ireo savony 3 hafa ireo no vokatra vaovao atsika ann😍.
👉NY SAVONY CAFE dia anisan'ny manala tasy ary manala tsatsakoatra.
👉NY SAVONY SAKAMALAHO dia anisan'ny manala kentrona ary mampahafotsy tarehy ihany koa. Fa akoatr'izay dia manala ANGADRANO ihany koa lay izy ann😍
👉NY SAVONY VAHONA dia fanasana fery, sady manala ny tasy sy mony ihany koa an😊
➡Ho an'ny olona voalohany hahazo ny loka dia hahazo SAVONY MASONJOANY 3 be zao, SAVONY CAFE 1, SAVONY SAKAMALAHO 1 ary SAVONY VAHONA 1.
➡Ho an'ny faharoa indray dia hahazo SAVONY MASONJOANY 2, SAVONY CAFE 1, SAVONY SAKAMALAHO 1 ary SAVONY VAHONA 1
➡Ho an'ny fahatelo kosa dia hahazo SAVONY 1 avy amin'ireo karazany efatra ireo.
✅AHOANA ARY NY FOMBA FANDRAISANA ANJARA🤔
👉IDENTIFIER-O ny namanao 4 eto @ commentaire, ZARAO eo amin'ny rindrin'ny kaonty fesibokinao ity publication ity, ary mividiana SAVONY MASONJOANY 1📢😍.
IZAY COMMENTAIRE 3 mahazo réaction betsaka indrindra no hahazo ny loka annn😍.
Ny fisarihana dia atao ny sabotsy 06 Aogositra 2022.
NDAO HILALAO ARY EE📢📢😊