PEJY NutrinaH

PEJY NutrinaH Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from PEJY NutrinaH, Restaurant, Andoharanofotsy, Antananarivu.

✨ Fraîcheur à emporter ,santé à savourer ✨🥗 OFFRE SPÉCIALE – BARQUETTE NUTRINAH30.000 Ar = 3 barquettes au choix ,Crudit...
18/11/2025

✨ Fraîcheur à emporter ,santé à savourer ✨

🥗 OFFRE SPÉCIALE – BARQUETTE NUTRINAH
30.000 Ar = 3 barquettes au choix ,Crudités ou fruits 🍎

✔️ Safidy barquette 03 avy amin’ireo Barquettes NutrinaH efa misy hatramin'izay 🍱
✔️ Sauce au choix 🥣
✔️ Livraison partout 🚚✨
✔️ Livraison rapide ⚡

Tonga lafatra ho an’izay :
• Maika ⏱️
• Mitady sakafo atoandro 🍽️
• Tsy afaka mikarakara 🏠

📞 Commander : 034 329 1714

Qualité • Rapidité • Efficacité
NutrinaH – Votre repas, notre engagement.

🌿 NutrinaH – Fraîcheur à emporter, santé à savourer ! 🌿Tianao ve ny misakafo maivana, manankarena otrikaina, ary vonona ...
10/10/2025

🌿 NutrinaH – Fraîcheur à emporter, santé à savourer ! 🌿

Tianao ve ny misakafo maivana, manankarena otrikaina, ary vonona avy hatrany rehefa maika ianao?
Aza manahy intsony — miaraka amin’i NutrinaH, ny sakafo arapahasalamana dia tonga lafatra ho an’ny:
👩‍💼 Mpiasa birao
🚶‍♀️ Olona maika tsy manam-potoana hikarakarana
💪 Izay te hitazona endrika sy fahasalamana ihany koa

🍱 Nosafidianay ho anao:
🥗 Barquette Tropicale – 9.000 Ar
🌈 Barquette Rainbow – 9.000 Ar
❄️ Barquette Fraîcheur – 9.500 Ar
⭐ Barquette Premium – 11 000 Ar

✨ Sauces au choix (3 variétés délicieuses) :

Sauce crème citronnée 🍋

Sauce vinaigrette fraîcheur 🥒

Sauce moutarde miel 🍯

🚗 Livraison rapide disponible !
📞 Commande directe : 034 32 917 14

🥗 NutrinaH – Fraîcheur à emporter, santé à savourer.

Fruits naturels 🌿 – Vitalité & Énergie 💪 – Bien-être assuré 🌱Profitez chaque jour des bienfaits des fruits : riches en v...
22/09/2025

Fruits naturels 🌿 – Vitalité & Énergie 💪 – Bien-être assuré 🌱
Profitez chaque jour des bienfaits des fruits : riches en vitamines et fibres, ils soutiennent votre système immunitaire, améliorent la digestion et contribuent à votre énergie quotidienne 😊✨

📢 Tongasoa eto amin’ny PEJY  NutrinaH 🌿🥗Faly izahay mampahafantatra anao ny pejy vaovao izay natokana ho an’ny sakafo ma...
04/09/2025

📢 Tongasoa eto amin’ny PEJY NutrinaH 🌿🥗

Faly izahay mampahafantatra anao ny pejy vaovao izay natokana ho an’ny sakafo maivana, matsiro ary mahasalama.
👉 Eto ianao dia hahita:
✨ Barquette légumes & crudités manankarena loko sy tsiro
✨ Sauce légère sy mahasalama, “au choix”
✨ Torohevitra momba ny fahasalamana sy ny fihinanana voalanjalanja

Satria ny tanjonay dia:
“Fraîcheur à emporter, santé à savourer” 🌱

Manasa anao izahay hanaraka, hizara ary hiaraka aminay amin’ity dia vaovao ity ho amin’ny fomba fiaina mahasalama sy matsiro kokoa! 💚

Address

Andoharanofotsy
Antananarivu

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PEJY NutrinaH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category