O'Peps Restaurant

O'Peps Restaurant Restaurant, mini-market , où tous aiment se restaurer et papoter du côté d'Ambohitrarahaba

23/03/2026

Akory aby eeeee 👋
Indro indray ary ny fahafinaretanay mandefa anareo ny kisarisary ny sakafo ato aminay 😋
Ita ato amin'ny O'Peps Restaurant daholo izy ireto Ary afaka manao commande "personnalisée" ianareo arakarakin'izay tinareo 😊
📍 Ambohitrarahaba eto amin'ny arrêt Nartha, ambanin'ny École verte 🏫
🚴 Manao livraison hatrany
☎️0348461191

Akory aby eeeee 👋Plat vaovao manaraka atolotray anareo amin'ity herinandro vaovao ity   Tsy mandeha lavitra ary tsy mivi...
16/03/2026

Akory aby eeeee 👋
Plat vaovao manaraka atolotray anareo amin'ity herinandro vaovao ity

Tsy mandeha lavitra ary tsy mividy lafo intsony rehefa mba tia hihinana sakafo hafa Kely
Ato amin'ny O'Peps Restaurant dia efa ahitana izany
📍 Ambohitrarahaba, arrêt Nartha eo ambanin'ny École verte
🚴Manao livraison hatrany
☎️0348461191

13/03/2026

Akory aby eeeee👋
Tsy mitsahatra izahay manome fahafaham-po anareo ♥️ satria izany no tanjona ato amin'ny O'Peps Restaurant
Ataovy ary ny commande 🥰


Tsiro hafa Kely ary tsy mety mitsahatra Raha tsy voky, raha vao manandrana iray 😊
Topy maso kely hoan'ireo panjifa efa maka aman-jatony ao anaty herinandro iray. Ankasitrahina hatrany.
Tsy mila mandeha alavitra intsony rehefa tia isakafo tsara ary indrindra tsy mila mividy lafo satria amin'ny vidiny mirary dia mirary ny sakafo rehetra ato aminay 🥰
📍 Ambohitrarahaba eto amin'ny arrêt Nartha, ambanin'ny École verte
🚴 Manao livraison hatrany
☎️ 0348461191

12/03/2026

Akory aby eee 👋
Ito indray Ary ny plat nataon'ny mpanjifa nahita mihitsy tamin'ity herinandro ity 🍛
Betsaka ianareo nisafidy an'izy ity ka mendrika haranty Kely eto amin'ny pejy
Azo isafidianana avy hatrany :





📍 Ambohitrarahaba eto amin'ny arrêt Nartha , ambanin'ny École verte
☎️0348461191
Manao livraison hatrany

Salama aby eee 👋Ny O'Peps Restaurant  dia faly manolotra hoanareo izay miasa 🧑‍🏫manodidina an'Ambohitrarahaba sy ireo mp...
10/03/2026

Salama aby eee 👋
Ny O'Peps Restaurant dia faly manolotra hoanareo izay miasa 🧑‍🏫manodidina an'Ambohitrarahaba sy ireo mpianatra🧑‍🎓, ny sakafo andavanandro isan karazany azo isafidianana.

Aoka izay Ilay fanontaniana hoe " aiza indray Ary aho isakafo androany? " 🤔 Na koa hoan'ireo Ray aman-dreny mitebiteby hoe " MBA misakafo tsara Ary ve izay zanako izay ?" 🤱

Eny ôh, sakafo atoandro 🍜 azo jifaina ato aminay amin'ny vidiny 6000ar monja ahazoana vary+laoka+ ranom-boakazo 🍏🥤, anaty toerana mafinaritra🌈🏞️, azo anaovana famerenan-desona tsara 📝📖, ary indrindra misy fanaraha-maso hoan'ireo izay mila izany.🧑‍🏫🧑‍🏫
Koa aza miasalasa miantso ny Laharana ☎️0348461191 raha mila fanazavana fanampiny
📍 Ambohitrarahaba arrêt Nartha , ambanin'ny École verte

Salama aby eeeee Andao indray anandrana sakafo vaovao ato amin'ny O'Peps Restaurant  Ny akora ? Pâtes aux oeufs, legumes...
10/03/2026

Salama aby eeeee
Andao indray anandrana sakafo vaovao ato amin'ny O'Peps Restaurant
Ny akora ? Pâtes aux oeufs, legumes , viandes au choix , la sauce onctueuse du chef et enfin un bel oeuf au plat 😋😋 izay nanandrana dia nisotro Ilay sauce hatramin'ny farany 🤭🤗
Toerana mahafinaritra, ny fandraisana toy ny ao an-trano , ny tafatafa aoka fotsiny e ❤️
Izay mandalo dia tamana 😛
Misokatra Alahady izahay an
Manao livraison avy hatrany 🛵
📍Arrêt Nartha ambohitrarahaba eo ambanin'ny École verte
☎️ 0348461191

Izahay ato amin'ny O'Peps Restaurant dia mirary fety sambatra hoan'ny vehivavy rehetra manerantany 🤗. Mankahery azy ireo...
08/03/2026

Izahay ato amin'ny O'Peps Restaurant dia mirary fety sambatra hoan'ny vehivavy rehetra manerantany 🤗. Mankahery azy ireo hanatontosa ireo adidy rehetra izay sahanin'ny tsirairay.♥️

Iza avy no efa nanandrana   mafilotra be tato amin'ny O'Peps Restaurant ? Anisan'ny   ato aminay izy ity ary amin'ny vid...
07/03/2026

Iza avy no efa nanandrana mafilotra be tato amin'ny O'Peps Restaurant ?
Anisan'ny ato aminay izy ity ary amin'ny vidiny mirary dia mirary hoan'izay tia manandrana sakafo vaovao 🍜
Ka mitongava ary hinana soupe tsock harivariva o 🤗🤗 tsy ho diso fanantenana ianareo
Afaka miantso avy hatrany ny Laharana 0348461191 ary Manao livraison hatrany izahay 🛵

07/03/2026

On est samedi les amis ☺️☺️
Izay Tonga manandrana dia tamana
Hoan'ireo izay kamokamo Manao sakafo rehefa Andro Alahady dia aza manahy intsony fa misokatra izahay isan'andro nohon'ny fangatahan'ny maro 😘
Mazoto izahay manolotra zavabaovao hatrany rehefa mahita anareo tamana ato aminay ❤️
Ankasitrahina ireo efa zatra , hoan'ireo Mbola tsy mahafantatra kosa dia eto alohan'ny izahay







0348461191

Akory aby eeeee ☺️Ianareo ve efa nanandrana an'ity sakafo matsiro b ity? Hoan'izay mankafy sakafo" mamy-masira" dia aza ...
06/03/2026

Akory aby eeeee ☺️
Ianareo ve efa nanandrana an'ity sakafo matsiro b ity?
Hoan'izay mankafy sakafo" mamy-masira" dia aza mandeha lavitra intsony raha Mbola eto Ambohitrarahaba ianareo 😇 eny e , na hoan'izay avy lavitra koa dia mandray anareo an tanan-droa izahay.
😊 Matsiro re Zao ka ❤️
Aty Ambohitrarahaba eto akaikin'ny Nartha no misy anay, misy toerana mafinaritra azo ipetrapetrahana, iresadresahana Ary ts adino afaka isotrosotroina amin'ilay milamina bé eto aminay.
Mitongava maro ary, indrindra amin'izao zoma mahafinaritra izao
O'Peps Restaurant

0348461191

04/03/2026

Miarahaba anareo rehetra , Tongasoa eto am pejin'i O'Peps Restaurant ,🍜🍲
Hanombohantsika azy dia faly izahay manolotra anareo ireo vokatra ato amin'ny O'Peps Restaurant Ambohitrarahaba
(Sans colorant) 🥩🥓
Azo jifaina avy hatrany ato amin'ny Pejy ary ihany koa eto an toerana
☎️Laharana finday :
0348461191
Manao livraison avy hatrany
O'Peps Restaurant

Address

AMBOHITRARAHABA
Antananarivo
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when O'Peps Restaurant posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category