Tix Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tix, Restaurant, Alakamisy anosiala, Antananarivo.

Retour mamikely ohatrzao no manosika anay ato Tix  hanome n'y lafatra indrindra AVY aty @ nay ho anareo nametraka fitoki...
14/06/2026

Retour mamikely ohatrzao no manosika anay ato Tix hanome n'y lafatra indrindra AVY aty @ nay ho anareo nametraka fitokisana t@ nay☺️☺️☺️☺️

Mirary alahady mahafinaritra antsika rehetra izahay ato Tix  tompoko 😊😊 Milles feuilles indray no mamy nosafidian'ny nam...
14/06/2026

Mirary alahady mahafinaritra antsika rehetra izahay ato Tix tompoko 😊😊
Milles feuilles indray no mamy nosafidian'ny namantsika iray ho karakarainay androany

Salama daholo o!!manonmboka herin'andro vaovao sy mafinaritra indray isika koa hirarianay ekipa rehetrn'i Tix  ho anareo...
08/06/2026

Salama daholo o!!manonmboka herin'andro vaovao sy mafinaritra indray isika koa hirarianay ekipa rehetrn'i Tix ho anareo rehetra n'y fanambinan-javatsoa ho An'ny rehetra,ho Salama daholo Ary indrindra ho eo ambany fahasoavan'i Tompoko ahatrany

Salama daholo!!!toy izao Ilay pain burger malefaka tsara ato @ nay!!isaorana hatrany ireo tsy nisalasala nametraka fitok...
05/06/2026

Salama daholo!!!toy izao Ilay pain burger malefaka tsara ato @ nay!!isaorana hatrany ireo tsy nisalasala nametraka fitokisana t@ nay🙂🙂.
Mandray commande hatrany izahay an

04/06/2026
Misaotra Foana @ fahatokisana tompoko 🙏🙏🙏!!vonona hatrany izahay ato Tix  hanome n'y lafatra indrindra ato @ nay
04/06/2026

Misaotra Foana @ fahatokisana tompoko 🙏🙏🙏!!vonona hatrany izahay ato Tix hanome n'y lafatra indrindra ato @ nay

Misaotra sy mankasitraka an'ireo rehetra nahatoky n'y équipe n'y Tix  tompoko🙏🙏🙏🙏,hialana tsiny ihany koa ianareo maro b...
31/05/2026

Misaotra sy mankasitraka an'ireo rehetra nahatoky n'y équipe n'y Tix tompoko🙏🙏🙏🙏,hialana tsiny ihany koa ianareo maro bé izay tsy nahazo nohon'ny fahateren'ny toerana,manome toky fa hanome n'y soa sy n'y tsara AVY aty , Foana izahay dia Mbola mamerina n'y firariantsoa ho an'ireo Reny rehetra oo🥰🥰🥰

Dispo de suite 30 000ar Parfum vanille misy fruit confit anatiny Boite 2000ar Livraison possible manodidina Ambohibao, i...
30/05/2026

Dispo de suite 30 000ar
Parfum vanille misy fruit confit anatiny
Boite 2000ar
Livraison possible manodidina Ambohibao, ivato, Ambohidratrimo, talatamaty.

Santionany kely n'y @ gâteau 🍰 fête des mères 😊😊.
30/05/2026

Santionany kely n'y @ gâteau 🍰 fête des mères 😊😊.

Address

Alakamisy Anosiala
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tix posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category