Mih's Food - Traiteur

Mih's Food - Traiteur 🍔🥂 Mih's Food : Fast-Food, Resto & Traiteur.

👉Envie gourmande ou événement ? Tout est préparé avec soin SUR COMMANDE !

Profitez de la qualité Pro et d'une fraîcheur garantie. ✨ Service sur mesure.

📞 Commandez vos plats directement au 0348694779

06/06/2026
mankasitraka @ fahatokisana 👍🙏
27/12/2025

mankasitraka @ fahatokisana 👍🙏

🎄 VAO VITA : IRETO AVY ILAY BÛCHE SPÉCIAL NOËL ! 🎄🍫TSARA TSY MISY OHATRAN'IZANY ! ✨ Vao nivoaka ny lakozia, vonona hanaf...
23/12/2025

🎄 VAO VITA : IRETO AVY ILAY BÛCHE SPÉCIAL NOËL ! 🎄🍫

TSARA TSY MISY OHATRAN'IZANY ! ✨ Vao nivoaka ny lakozia, vonona hanafingoana ny latabatrareo amin'ny Fety. Hita maso ny hatsarana, fa rehefa ao am-bava... tena "Excellence" ! 😋

✅ Ny Bûche Mih's Food dia :
- 🍫 Gourmand : Crème matsiro sy maivana, tsy mahamonamonaina.
- 🎨 Kanto : Haingoina amin'ny fo mba ho tsara jery ny fetinareo.
- ⚡ Vao vita : Tsy nijanona ela tao anaty frigo fa fresh tsara !

⚠️ LAST MINUTE ! Mbola mandray commande izahay ho an'izay tara ky, fa aza miandry ela intsony a !

📞 Alefaso ny commande : +261348694779 🛵 Manao livraison izahay !

Address

Amboditsiry
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mih's Food - Traiteur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share