Manda Seafood Analakely

Manda Seafood Analakely Restaurant spécialisé en fruits de mer situé en centre ville. à Analakely

Notre plat de ce weekend. Poisson sauce ... Accompagnement au choix. Seulement à partir de 20 000 ariary chez Manda Seaf...
16/01/2026

Notre plat de ce weekend. Poisson sauce ... Accompagnement au choix. Seulement à partir de 20 000 ariary chez Manda Seafood Analakely 😉😉

Manda Seafood Arkadia Analakely 2eme étage. Tsy mbola niova ny tsirony fa tongava daholo 🙏🙏🙏
09/12/2025

Manda Seafood Arkadia Analakely 2eme étage. Tsy mbola niova ny tsirony fa tongava daholo 🙏🙏🙏

Ry mpanjifa malalanay. Efa azo atao amin'izay ny commande ny sakafo rehetra ato amin'ny Manda Seafood Analakely  fa efa ...
20/11/2025

Ry mpanjifa malalanay. Efa azo atao amin'izay ny commande ny sakafo rehetra ato amin'ny Manda Seafood Analakely fa efa misy ny service de livraison antsika. Manomboka amin'ny 09 ora maraina ka hatramin'ny 06 ora hariva. Isan'andro.
Alefaso MP ny commandentsika. Ny frais dia manomboka amin'ny 5000 ar ihany. 🔥🔥🔥

Venez déguster nos Plats du jour. Des seafood frais à un prix plus qu'abordable. Nouvelle adresse. Centre commercial Ark...
07/11/2025

Venez déguster nos Plats du jour. Des seafood frais à un prix plus qu'abordable. Nouvelle adresse. Centre commercial Arkadia Analakely 2eme étage 🔥🔥🔥🔥🔥

Camarons sauce... A seulement 25 000 ariary. Venez déguster nos fruits de mer dans le food court du centre commercial Ar...
01/11/2025

Camarons sauce... A seulement 25 000 ariary.
Venez déguster nos fruits de mer dans le food court du centre commercial Arkadia Analakely au 2eme étage.
Pour vous satisfaire, nous serons ouvert ce dimanche jusqu'à 16h. Idéal pour vos déjeuners en famille ou entre amis au calme. 🦑🦀🦐🦞

Aty ilay misy anay tompoko 🙏
29/10/2025

Aty ilay misy anay tompoko 🙏

Isan'ny plat du jour. Mahavoky, matsiro, mirary dia mirary. Filet de poisson à la sauce d'huitre 🤤🤤
29/10/2025

Isan'ny plat du jour. Mahavoky, matsiro, mirary dia mirary. Filet de poisson à la sauce d'huitre 🤤🤤

PLATS DU JOUR Anio eeee. Tongava daholo fa tena natao mirary be na dia lafo aza ny fruits de mer.Manda Seafood Analakely...
22/10/2025

PLATS DU JOUR Anio eeee. Tongava daholo fa tena natao mirary be na dia lafo aza ny fruits de mer.
Manda Seafood Analakely Arkadia 2 ème étage.
🔥🔥🔥🔥🔥

FILAZANA 😍😍Efa misokatra ny Manda Seafood Analakely  .Ato amin'ny Arkadia 2eme étage.Tongava daholo fa malalaka ny lalan...
13/10/2025

FILAZANA 😍😍
Efa misokatra ny Manda Seafood Analakely .
Ato amin'ny Arkadia 2eme étage.
Tongava daholo fa malalaka ny lalana 🔥🔥🔥

Tompoko. Eny mafy dia mafy ny tolona hitakiana ny fanongorana ny fitiavan-kely sy ny fitiavan-tena eto amin'ny firenena....
29/09/2025

Tompoko. Eny mafy dia mafy ny tolona hitakiana ny fanongorana ny fitiavan-kely sy ny fitiavan-tena eto amin'ny firenena. Fa anefa raha mandroso izahay maty raibe, mihemotra maty renibe... Ny asanay anefa dia mamelona ankohonona amam-polony maro. Ka noho izany dia tsy maintsy nanapan-kevitra ny hiverina hisokatra izahay Manda Seafood Analakely . Marefo dia marefo anefa ny fahandriam- pahalemana ka miangavy ny mpitandro ny filaminana mba hiaro foana ireo mivelon-tena tanam-polo miatrika ireo mikasa handroba. Mino sy manantena koa fa hitraka daholo isika mpandraharaha aorian'izao...

SIMPLE MAIS EFFICACE 🤤🤤🤤PAELLA SEAFOOD chez Manda Seafood Analakely  🔥🔥🔥 25 000 ariary ihany fa tsy natao lafo be 🥰🥰
09/09/2025

SIMPLE MAIS EFFICACE 🤤🤤🤤
PAELLA SEAFOOD chez Manda Seafood Analakely 🔥🔥🔥
25 000 ariary ihany fa tsy natao lafo be 🥰🥰

Calamars farcis... Rehefa ohatran'ny amin'ny sary dia tena ohatran'ny amin'ny sary an 😉😉 Manda Seafood Analakely  🔥🔥🔥
08/09/2025

Calamars farcis... Rehefa ohatran'ny amin'ny sary dia tena ohatran'ny amin'ny sary an 😉😉 Manda Seafood Analakely 🔥🔥🔥

Address

Analakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 20:00
Tuesday 09:00 - 20:00
Wednesday 09:00 - 20:00
Thursday 09:00 - 20:00
Friday 09:00 - 21:00
Saturday 09:00 - 21:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manda Seafood Analakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share