Chez Baba-be

Chez Baba-be Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Baba-be, Burger Restaurant, Mahazoarivo Ambohitsoa, Antananarivo.

🍣 Chez Baba-be – Livraison rapide de repas Malagasy & fast food American. 🥙
Goût, qualité & service à domicile 🍜

📌 Mahazoarivo Ambohitsoa
☎️034 97 388 11

💫Asa tanan'ny Chef manana ny mampiavaka azy ahatsapanao izany tsiron'ny fitiavana izany💫

PRIVATISATION ANNIVERSAIRE Chez Baba-be 👌🏻 5H de privatisation gratuite 🥰✨👉🏻After work - anniversaire - fiançailles - mi...
27/07/2026

PRIVATISATION ANNIVERSAIRE Chez Baba-be 👌🏻
5H de privatisation gratuite 🥰✨

👉🏻After work - anniversaire - fiançailles - mini mariage etc...

Mankasitraka indrindra mahatoky foana🎊🦁.Mbola mandray privatisation foana,misy date malalaka.

Conditions générales : minimum indrindra 10 pax ary consommation obligatoire par personne 🍹

📍 Mahazoarivo Ambohitsoa
📞034 97 388 11

Misokatra isika rahampitso ALAHADY 9h jusqu'à 16h tapante pour cause de PRIVATISATION 5H D'ANNIVERSAIRE 💐 LIVRAISON kosa...
25/07/2026

Misokatra isika rahampitso ALAHADY 9h jusqu'à 16h tapante pour cause de PRIVATISATION 5H D'ANNIVERSAIRE 💐

LIVRAISON kosa mitohy foana ✨
Misokatra indray isika LUNDI (exceptionnel)

📍 Ambohitsoa Mahazoarivo église shine taxi koba - Centre Médical Arovy
📞034 97 388 11

25/07/2026

Tsy sarotra hita, Sady ça en vaut la peine 🥰🙏🏻

MANAL'AZY VITA BACC AAA💣💣Rahampitso 25 Juillet manomboka amin'ny 13h jusqu'à l'aube 👌🏻Ambiance DJ'in ❤️‍🔥 et sous arbres...
24/07/2026

MANAL'AZY VITA BACC AAA💣💣
Rahampitso 25 Juillet manomboka amin'ny 13h jusqu'à l'aube 👌🏻

Ambiance DJ'in ❤️‍🔥 et sous arbres lumineux
PAF: 10 000ar

Ndao anao fety fa tsy reraka vé e?? 🎉
Ambiance assurée ho antsika tanora sady stylé ♥️

📍 Ambohitsoa église shine taxi koba

Misokatra ny LOCAL sy LIVRAISON androany zoma♥️. Alefao ny commande fa ho livre'na🥰. 📍 Ambohitsoa église shine taxi koba...
24/07/2026

Misokatra ny LOCAL sy LIVRAISON androany zoma♥️.
Alefao ny commande fa ho livre'na🥰.

📍 Ambohitsoa église shine taxi koba
📞034 97 388 11

Entiko ilazana fotsiny ilay Bicyclette tsara kely hoe MISY LIVRAISON FOANA FOANA ary MISOKATRA NY LOCAL na andro tsy fia...
23/07/2026

Entiko ilazana fotsiny ilay Bicyclette tsara kely hoe MISY LIVRAISON FOANA FOANA ary MISOKATRA NY LOCAL na andro tsy fiasana ary 👌🏻✨

🏘️Chambre et villa privée disponible

📍 Ambohitsoa église shine - taxi koba
📞034 97 388 11

Iza amin'ireo no sakafo tianao hoanina? 😌Zay sur carte ihany no disponible 🥹🚶🏻‍♀️🚶🏻‍♀️📍 Ambohitsoa église shine taxi kob...
23/07/2026

Iza amin'ireo no sakafo tianao hoanina? 😌

Zay sur carte ihany no disponible 🥹🚶🏻‍♀️🚶🏻‍♀️

📍 Ambohitsoa église shine taxi koba
📞034 97 388 11

Iza moa izy Zay mahalala?! ✨👌🏻
23/07/2026

Iza moa izy Zay mahalala?! ✨👌🏻

22/07/2026

Raha ohatra ve asian'tsika soirée feu de camp miaraka @ camping dia barbecue miaraka @ ilay olona tinao be iny 😅😜

Mankasitraka ny tarika RAIMBILANJA nandalo nisakafo teto amin'ny stand Chez Baba-be Tamin'iny Volks day 1ere édition iny...
22/07/2026

Mankasitraka ny tarika RAIMBILANJA nandalo nisakafo teto amin'ny stand Chez Baba-be Tamin'iny Volks day 1ere édition iny🥰♥️.

Misokatra foana isika amin'ity semaine ity sur local ety Ambohitsoa taxi koba - Centre Médical Arovy.

📍 Ambohitsoa église shine taxi koba
📞034 97 388 11

Address

Mahazoarivo Ambohitsoa
Antananarivo
101

Opening Hours

Tuesday 10:00 - 08:00
Wednesday 10:00 - 20:00
Thursday 10:00 - 20:00
Friday 10:00 - 20:00
Saturday 10:00 - 21:00
Sunday 10:00 - 20:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Baba-be posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share