Ikaly Bienvenue chez ikaly👋🏼
Ici, on mange bon, on savoure fort et on vit chaque instant avec smile🫰🏼
Ndao h-Ikaly !!!!😋

01/01/2026

Miarahaba antsika rehetra nahatratra izao taona vaovao izao, Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra😁🥂

malagasy

Firy no hanao commande h-Ikaly raha ito no Laoka ??? 😂
08/09/2025

Firy no hanao commande h-Ikaly raha ito no Laoka ??? 😂

07/09/2025

Zany ary aloha ny "Gana sauce" e 😋🦆
Inona ny Laoka tena tianareo ???

Helloooouuu !!! 👋🏼😋Mankasitraka ho an'ireo rehetra izay nandray anjara n-Ikaly ny omaly sy androany😁Mankasitraka fona ko...
05/09/2025

Helloooouuu !!! 👋🏼😋
Mankasitraka ho an'ireo rehetra izay nandray anjara n-Ikaly ny omaly sy androany😁
Mankasitraka fona koa ho an'ny "LE TAMOUTAMOU" amin'ny fiaraha-miasa.
Mandalova fa ao amin'ny Festival international de la gastronomie de Madagascar ao CCI ivato zareo ka hatramin'ny Lahady izao. Stand 146 no misy azy. Ho anao izay mila épices.

Izay aloha no vitanay ka mino Izahay fa hafa-po ianareo😁.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ikaly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share