Tsiro Gasy

Tsiro Gasy Tongasa eto amin' ny pejy๏ฟฝ

โœจ"Sakafo Malagasy matsiro, vita am- pitiavana, manakaiky anao isan' andro"โœจ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ


๐ŸŽ‚๐Ÿง†๐Ÿฒ๐Ÿš๐ŸŸ๐Ÿฅฏ๐Ÿง€๐ŸŒฎ๐Ÿ”๐Ÿ๐Ÿฅซ

Arabaina ireo Ray mahery fo izay nanao izay hahatsara ny ankohonany๐ŸŽŠโค๏ธTahin'i Jesosy dia tandrovy ihany sakafo hoanina a...
15/06/2025

Arabaina ireo Ray mahery fo izay nanao izay hahatsara ny ankohonany๐ŸŽŠโค๏ธ

Tahin'i Jesosy dia tandrovy ihany sakafo hoanina androany sao ka hakarary an ๐Ÿ˜Š

ny Ray 2025
Gasy
Malagasy

"TSY AFA MANDOSITRA INTSONY !"Fa maninona?๐Ÿ‘‰ Satria mitsangana ho azy rehefa maheno fofon- tsakafo ao an-dakozia, ny ati-...
13/06/2025

"TSY AFA MANDOSITRA INTSONY !"

Fa maninona?

๐Ÿ‘‰ Satria mitsangana ho azy rehefa maheno fofon- tsakafo ao an-dakozia, ny ati- doha miteny hoe aza mihinana intsony e... Fa fonao miteny hoe aoka izy hisakafo tsara ๐Ÿ˜… fa sasatry ny rotoroto andavan' andro

๐Ÿ’ฌ Ary ianao? Inona ilay sakafo mahavita manaitaitra ny sainao na dia efa voky iny aza e ๐Ÿ˜…

๐Ÿ‘‡ Mba lazao eto amin' ny commentaire

Aza adino manao partage sy manasa namana hanaraka ny pejy ๐Ÿ™

Gasy

Gasy ๐Ÿ˜…

Fraise oh๐Ÿ“๐Ÿ“๐Ÿ“๐Ÿ˜…Manasa anao hanaraka pejy dia aza adino fa mbola afaka manao commande ilay fromage ianareo an๐Ÿง€๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ   Gasy
12/06/2025

Fraise oh๐Ÿ“๐Ÿ“๐Ÿ“๐Ÿ˜…

Manasa anao hanaraka pejy dia aza adino fa mbola afaka manao commande ilay fromage ianareo an๐Ÿง€๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ


Gasy

Salama daholy ๐Ÿ˜ŠFantatrao ve lazany izany fromage Ambatomanga izany? Fromage malaza amin' ny TSIRO tena izy๐Ÿ˜‹๐Ÿง€Fantaro ร ry ...
11/06/2025

Salama daholy ๐Ÿ˜Š

Fantatrao ve lazany izany fromage Ambatomanga izany?
Fromage malaza amin' ny TSIRO tena izy๐Ÿ˜‹๐Ÿง€

Fantaro ร ry fa azonao jifaina ato aminay amin' ny vidiny mirary ny fromage Ambatomanga oh ๐Ÿฅฐ

Prix: 3500 Ariary ( manome prix de gros izahay) , ataovy commande fa vetivety dia lany oh ๐Ÿ˜…
100% vita Malagasy ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Manao livraison izahay ๐Ÿ™

Ambatomanga

Gasy

10/06/2025

Nanao ahoana ny fety oh ๐Ÿ˜…
Gasy

Send a message to learn more

Coucou ๐Ÿ˜, aiza no handehananao hitsangatsangana sa nisafidy ny hijanona ao an-trano ihany ?Andefaso sary kely ao amin' n...
09/06/2025

Coucou ๐Ÿ˜, aiza no handehananao hitsangatsangana sa nisafidy ny hijanona ao an-trano ihany ?
Andefaso sary kely ao amin' ny commentaire ao ary ho antsika nandeha e ๐Ÿ˜…๐Ÿ‘‡

Ps: ato an-trano maka aina

Fantatrao ve hoe aiza ity toerana ity ? Mety be hitsangatsangana any amin' ity toerana ity ๐Ÿ˜Š

Manaova fety sambatra tompoko ๐Ÿ•Š๏ธ

๐Ÿ•Š๏ธ

Gasy
Sary indrana๐Ÿ“ธ

๐Ÿ”ฅPentekosta sambatra ho anao sy ny ankohonanao!๐Ÿ”ฅAoka isika hifankatia sy hiara-hidera ny Fanahy Masina izay manome fiada...
08/06/2025

๐Ÿ”ฅPentekosta sambatra ho anao sy ny ankohonanao!

๐Ÿ”ฅAoka isika hifankatia sy hiara-hidera ny Fanahy Masina izay manome fiadanana, fahendrena, sy fitahiana vaovao

๐Ÿ”ฅHo tonga aminโ€™ny fiainantsika ny herinโ€™Andriamanitra hanova sy hanavao!"

๐ŸŒฟ | ๐Ÿ’ซ

Fetin' ny Pentekosta, aza adino ny laoka manonkana!๐ŸฒโœจInona no tianao atao laoka rahapitso ?Mba omeo idรฉe sakafo rahapits...
07/06/2025

Fetin' ny Pentekosta, aza adino ny laoka manonkana!๐Ÿฒโœจ

Inona no tianao atao laoka rahapitso ?

Mba omeo idรฉe sakafo rahapitso ao amin' ny commentaire ny namatsika sahirana mitady ny sakafo atao rahapitso ๐Ÿ˜

Ny atolotray ho anareo aloha dia ny:

๐ŸŸ Trondro lena atao sauce๐Ÿ˜‹, miaraka amin' ny lasary votabia ๐Ÿ…
๐Ÿฅ“ Henomby ritra

Alefaso eo amin' ny commentaire ny idรฉe sakafo atao rahapitso ary e๐Ÿ‘‡



Gasy
Kristianina

'Ndao hisakafo oh ๐Ÿคค๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ  Gasy
06/06/2025

'Ndao hisakafo oh ๐Ÿคค๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Gasy

Coucou ianareo ๐ŸฅฐIza tia fromage ato ?  Tena matsiro ity fromage ity ry izareo ann๐Ÿ˜‹๐Ÿง€Hasao ny namana hanaraka ny pejy oh ๐Ÿ™...
05/06/2025

Coucou ianareo ๐Ÿฅฐ

Iza tia fromage ato ? Tena matsiro ity fromage ity ry izareo ann๐Ÿ˜‹๐Ÿง€

Hasao ny namana hanaraka ny pejy oh ๐Ÿ™

Gasy #
#

04/06/2025

Inona ilay laoka tena tianao indrindra iny ๐Ÿฅฐ
Lazao ao amin' ny commentaire ary๐Ÿ‘‡

Send a message to learn more

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 16:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsiro Gasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category