Restaurant Pa&Ma

Restaurant Pa&Ma Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Restaurant Pa&Ma, Restaurant, Lot III Ph 01 ampahibe ambotrimanjaka, Antananarivo.

10/11/2025

🧾 FICHE DE RECRUTEMENT — RESTAURANT PA & MA

Poste à pourvoir : Cuisinier
Lieu de travail : Ambohitrimanjaka, Ampahibe
Date limite : 30 Novembre 2025

Profil recherché :

Mahay mahandro sakafo malagasy sy vahiny

Matotra, madio ary mazoto

Mahay miasa amin’ny ekipa

Traikefa amin’ny sehatry ny fandrahoan-tsakafo no tombony

Documents à fournir :

CV

Taratasy fangatahana asa

Kopian’ny kara-panondro

Contact :
📞 034 53 219 38
📧 [email protected]

📍 Pa & Ma – Ambohitrimanjaka, Ampahibe

“Ampidiro ao amin’ny fianakavian’ny tsiro sy fitiavana ny asa – Pa & Ma, toerana anjakan’ny fahaiza-manao sy fahadiovana !”

Envie d' une pause fraîcheur ? 🍦Découvrez nos délicieux glace aussi. ✨❤️🍦
03/04/2025

Envie d' une pause fraîcheur ? 🍦Découvrez nos délicieux glace aussi. ✨❤️🍦

Te hihinana paty matsiro sy be hanitra ? 🍝😋 Ao amin'ny Restaurant Pa&Ma, izahay dia manolotra anao paty mamy sy matsiro,...
02/04/2025

Te hihinana paty matsiro sy be hanitra ? 🍝😋 Ao amin'ny Restaurant Pa&Ma, izahay dia manolotra anao paty mamy sy matsiro, voaomana amin’ny fitiavana sy akora vao ! ❤️🔥

Eo ny mine Sao✨
Eo ny spaghetti🍝✨
Ary tsy adino le Tsock ✨🥣

👉Tongava ary ehh ! Raha te hanadrana ny matsiro atolotray !
📍 Toerana :Ampahibe ambotrimanjaka

# sy zarao amin’ny namanao tia paty ary ehh !

Envie d'un bon repas et fait maison ?"Venez découvrir nos spécialités chez Pa&Ma ici à Ambotrimanjaka".🍽️✨
26/03/2025

Envie d'un bon repas et fait maison ?
"Venez découvrir nos spécialités chez Pa&Ma ici à Ambotrimanjaka".🍽️✨

Address

Lot III Ph 01 Ampahibe Ambotrimanjaka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Restaurant Pa&Ma posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category