O'shop

O'shop VENTE EN LIGNE ustensiles de cuisine a petit prix, très abordables

Des articles sélectionnés avec soin pour vous, choisis pour leur grande utilité dans la vie quotidienne.Détails du produ...
28/04/2026

Des articles sélectionnés avec soin pour vous, choisis pour leur grande utilité dans la vie quotidienne.
Détails du produit: en premier commentaire
Contactez-nous au: 038 20 809 77
Livraison uniquement, frais en sus

🌱 SESAMIX – Sakafo voajanahary manankarena hery 🌱Tsy manana fotoana hikarakarana sakafo ara-pahasalamana?Ity Sesamix ity...
17/09/2025

🌱 SESAMIX – Sakafo voajanahary manankarena hery 🌱

Tsy manana fotoana hikarakarana sakafo ara-pahasalamana?
Ity Sesamix ity dia efa vonona hohanina: soja, sésame, vovo-dronono ary siramamy kely, voaomana amin’ny endrika mora tsakoina.

✅ Feno Magnésium & Calcium ➜ manampy amin’ny:

Fitomboan’ny zaza sy fananganana hozatra

Fahatadidiana ho an’ny mpianatra sy olon-dehibe

Fananan-kery ho an’ny mpanao fanatanjahatena

Fanamaivanana soritr’aretina “pré-ménopause” & “ménopause”

🍽 Azo afangaro amin’ny rano, ronono, yaourt, voankazo na legioma.

📦 Fonosana: 200 g
💰 Vidiny: 10 000 Ar
🚚 Livraison manomboka @ 3 000 Ar (Antananarivo sy manodidina afaka mandefa any faritra ihaniko)

📲 O’SHOP – 038 55 546 24
➡️ Mifandraisa izao mba hamandrika ny anjaranao!

Tena mahasoa anao ity SESAMIX ity tompoko, aza variana @ zavatra hafa fa ny natoraly tena mandaitra sy mahasalama.Tsy ma...
13/08/2025

Tena mahasoa anao ity SESAMIX ity tompoko, aza variana @ zavatra hafa fa ny natoraly tena mandaitra sy mahasalama.
Tsy manana fotoana hikarakarana? Ity efa vonona, tonga dia mihinana.
--------
SESAMIX 200G (soja, sésame, vovo-dronono, siramamy): Fanampi-tsakafo feno hery, betsaka MAGNÉSIUM sy CALCIUM
--------
Tena tsara ho antsika rehetra ary indrindra:
*Ireo zaza manana olana @ fitomboana (vatana, ozatra, tara miteny, ...)
*Ireo mpianatra sy olon-dehibe manana olana @ fitadidiana
*Ireo vehivavy miatrika ny fotoanan'ny "pré-ménopause" sy "ménopause"
*Ireo manao fanatanjahatena
--------
Azo hohanina miaraka @ rano, ronono, yaourt, na voankazo sy legioma
---------
Vidiny: 10.000ar
Livraison: manomboka 3000ar
O'SHOP: 038 55 546 24

LE GOÛT DE LA VITALITE SESAMIX 200G (soja, sésame, lait, sucre): Excellent supplément nutritionnel hyperprotéique, riche...
26/07/2025

LE GOÛT DE LA VITALITE
SESAMIX 200G (soja, sésame, lait, sucre): Excellent supplément nutritionnel hyperprotéique, riche en MAGNÉSIUM et CALCIUM
--------
Conseillé fortement:
*Aux enfants en re**rd de développement (motricité, langage, interactions sociales ou compétences cognitives)
*Aux étudiants et personnes qui ont un problème de mémoire
*Aux femmes qui traverse les symptômes de la pré-ménopause
*Aux sportifs
--------
A prendre avec de l'eau, du lait, de l'yaourt, des légumes ou fruits
--------
Prix: 10.000ar
Livraison: à partir de 3000ar
Tel: 038 55 546 24

25/03/2025
07/03/2025
ARRIVAGE MELAMINE TSARA BE 😍Ao @ sary tsirairay avy ny PRIX sy DETAILSRécupération: Marie Stopes AvaradohaLivraison: à p...
07/03/2025

ARRIVAGE MELAMINE TSARA BE 😍
Ao @ sary tsirairay avy ny PRIX sy DETAILS
Récupération: Marie Stopes Avaradoha
Livraison: à partir 3000 Ariary
Contact: 038 55 546 24

ALARME SANS FILTSY MAINTSY TAFAFOHA RAHA MISY MITADY HAMAKY NY TRANO3 pièces = 30.000ar+ piles + livraison offerte (Tana...
02/01/2025

ALARME SANS FIL
TSY MAINTSY TAFAFOHA RAHA MISY MITADY HAMAKY NY TRANO
3 pièces = 30.000ar+ piles + livraison offerte (Tana ville)
1 pièce = 15.000ar + piles + livraison offerte (Tana ville)
MP na 034 16 383 81 avy hatrany ary ny commande tompoko

SOLON'NY SAROM-BILANY atao @ varavarana na varavarakely @ alina ity 😉ALARME SANS FIL: tonga dia maneno be raha vao misok...
23/12/2024

SOLON'NY SAROM-BILANY atao @ varavarana na varavarakely @ alina ity 😉
ALARME SANS FIL: tonga dia maneno be raha vao misokatra kely fotsiny ny varavarana na ny varavarakely, tonga dia lasa mandositra ny mangalatra an 🥷
3 pieces = 30.000ar fotsiny, efa tonga dia asianay piles mba tsy ho sahirana ianao, ary aterinay any aminao maimaipoana ihany koa raha eto Antananarivo renivohitra ianao
MP avy hatrany ary ny commande tompoko.

⛔GARANTIE 2ans avokoa👉TRUST✔four électrique, mixeur, réfrigérateur, congélateur, micro- ondes, rice cooker, batteuse, ha...
11/12/2020

⛔GARANTIE 2ans avokoa
👉TRUST
✔four électrique, mixeur, réfrigérateur, congélateur, micro- ondes, rice cooker, batteuse, hachoir, machine à café...
👍Anontanio ao fa tsy manao prix MP zahay 😊👉Lieu: Antanimena
📱0325295605/ 0347872970
👉Livraison province OK

Address

AMBOHITRIMANJAKA
Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 08:30 - 15:30
Tuesday 08:30 - 15:30
Wednesday 08:30 - 15:30
Thursday 08:30 - 15:30
Friday 08:30 - 15:30
Saturday 08:30 - 15:30

Telephone

+261347872970

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when O'shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share