13/07/2026
Miarahaba eh 🎉
Alatsinainy indray ny Andro, ity misy blouson cuir mihaja kely hoantsika lehilahy 😁
Tsy voatery hoe mainty foana anh... Fa afaka misafidy couleur koa ianareo raha anao commande 😉
Sur commande foana 🛒 dispo taille rehetra na koa hoe anao sur mesure ianao
Izay maka roa (2) dia misy fihenam-bidy