18/03/2026
« Ny fahasalamana no voalohan-karena «
Ny Kaly-Tao dia manome lanja ho anao izay mankato sy manaraka ny sakafo ara-pahasalamana na ny plat diététique ihany koa 🥰❤️
Koa andao ary hanomboka fa efa fotoana ho antsika izao
Livraison : partout à Antananarivo
Téléphone :0389184442/0321990478💫