03/06/2026
🛑 𝗠𝗜𝗦𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗦𝗢𝗥𝗔𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔!
Te hianatra asa azo ampiharina sy ahazoam-bola ve ianao?
Misy fiofanana roa lehibe indray amin’ity volana Jolay ity ho an’izay te hianatra sy hampivelatra asa amin’ny sehatry ny fanodinana hena.
🔔𝗙𝗼𝗿𝗺𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗲𝗻 𝗰𝘂𝗶𝘀𝗶𝗻𝗲 𝗳𝘂𝗺é𝗲 𝗲𝘁 𝗹𝗮𝗾𝘂é𝗲
🗓️10&11 Juillet 2026
🏷️Prix de formation : 150.000ar
📑Programmes : char siu, poulet laqué,ribs, canard laqué, poulet fumé, poitrine fumée, saucisse fumée, poisson fumé...
📍"Réservation de place obligatoire (50.000ar) et non remboursable ni transférable
🔔🔔𝗔𝘁𝗲𝗹𝗶𝗲𝗿𝘀 𝗱𝗲 𝗳𝗮𝗯𝗿𝗶𝗰𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲 𝘀𝗮𝘂𝗰𝗶𝘀𝘀𝗲𝘀
🗓️17&18 juillet 2026
🏷️Prix de formation : 200.000ar
📑Programmes: Toulouse,Gasy, créole, Commerciale, Frankfurt, Strasbourg, chorizo,lap cheong, Montbéliard
📍''Réservation obligatoire (100.000ar) et non remboursable ni transférable ''
🌐 Toerana: Chalet Restaurant Betongolo
🎯 Natao ho an’ny vao manomboka sy ireo efa miasa te hanatsara ny fahaizany.
Ho any olon-tsotra,mpandraharaha,mpivaro-kena,na tia mikarakara sakafo...
📱Mila fanazavana fanampiny: 034 82 102 42
📞 Fisoratana anarana: 034 57 265 56
⚠️ Voafetra ny toerana.